Seraseran'ny tantsaha

Seraseran'ny tantsaha Fifampizarana ny haitao teknika sy traikefa amin'ny fambolena hoentina mahazo vokatra no tanjona

13/05/2025

Salama tantsaha namana! Efa ho avy ny voly avotra fa aza miala amin'ny NPK 12 24 12, ilay zezika mbola tsy nandiso fanantenana anao!!

17/10/2023

Salama tantsaha namana👋👋
Indro araho an-tsary fohifohy ny hafatra tiana ampitaina mahakasika ny fandonahana ny tany sy ny fampiasana zezika.
Mahavokàra e!!

Salama tantsaha namana👋👋Inona ny vaovao? Mamaraparana ny voly avotra izahay @ izao. Itony aloha no malaza aty fa tsy cho...
05/10/2023

Salama tantsaha namana👋👋
Inona ny vaovao? Mamaraparana ny voly avotra izahay @ izao.
Itony aloha no malaza aty fa tsy choux-fleur e😂😂
Kopa-tanana hoanareo any Alaotra sy Analamanga e!!

Salama tantsaha namana👋👋 Efa manomboka izao ny fanomanana hoan'ny ity taom-pambolena ity. Manana vokatra vaovao izahay: ...
20/09/2023

Salama tantsaha namana👋👋 Efa manomboka izao ny fanomanana hoan'ny ity taom-pambolena ity. Manana vokatra vaovao izahay: zezika NPK 12-24-12.
🌱Ny zezika NPK 12 24 12 dia ahitana ny kasinga fototra telo lehibe (azota, fosforo ary potasioma) amin’ny fatrany avo dia avo sy voalanjalanja tsara.
🌱Manamaitso tsara ny ravina, mampantanjaka ny faka ary mahabe ny voa
🌱Amin’ny fotoam-pambolena no fampiasa azy, afangaro tsara amin’ny tany na alefa isan-davaka.
🌱Mety amin’ny karazamboly rehetra (vary, katsaka, legioma…)
🌱Ny fatra ilaina dia 1,5kg hatramin’ny 3kg isaky ny ara, miankina amin’ny tsiro sy karazan-tany hambolenao
🌱Mifanentana amin’ny filan’ny tany eto Madagasikara ny tahan’ny kasinga hoentin’ny zezika 12 24 12
🌱Azo antoka ary mandaitra tsara ny NPK 12 24 12
❌Aza adino ny mitondra zezi-pahitra rehefa mamboly fa mifameno ny asan’ny zezika mineraly sy ny zezika organika
Mahavokarà e!!

Address

Ankazomanga 72 Bis F
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261320716233

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Seraseran'ny tantsaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category