13/02/2024
Salama daholo ny mpanaraka ny pejinay🤗
Izahay Dia afaka mandray commandes cake amin'ny tsiro karazana,toy ny cake banane, marbré,sns....😋
Azo atao sakafo maraina,gouté, opérations...😍😍
Miditra mivantana aminay amin'ny hafatra miafina ary milaza ny andiny.Mankasitraka! ❤