27/05/2026
👉Ilaina ny L-carnitine ho anareo mampihena vatana indrindra ireo tena mahavita manao deficit calorie dia tena manampy betsaka izy !
👉 L-CARNITINE dia manampy mitondra ny “graisse stockée” (reserve énergie) ho any anaty mitochondrie ao amin’ny cellule, dia any no dorana ka avadika ho énergie ampiasain’ny vatana ….izany hoe ilay energie efa stockée lasa tavy no avadika energie ampiasaina iny no andorana ilay tavy fa tsy hoe mandoro tavy mivantana !
👉Noho izany raha ohatra mavita 100% sakafo ianao dia 200% zany miampy ilay L-carnitine mandray anjara mivantana amin’ny fampihenana ilay tavy izay ampiasaina ho energie raha tsorina dia mihinantena ilay vatana mampiasa ilay efa stockée , manafaingana kokoa ny vokatra izany 💪💪💪🔥 iraha efa ambany ny tavy tena itanao mintsy hoe iny izy fa lasa 🔥
👉Araka ireo mifampiankina foana ny sakafo sy zavatra ampiasaina , mialohan’ny ampiasana zavatra iray dia fantaro hoe manao ahoana ny fifehezantenanao ara-tsakafo raha mavita ianao 100% dia mahazo vokatra + 100% zany miaraka amin’ilay complement alimentaire !
👉Manana karazany betsaka izahay amin’ny Brule graisse fa tena nosafidina manokana ity L- Carnitine ity mba ahitanao vokatra tsara, mora raisin’ny vatana izy ary vetivety dia miasa , top qualité 🔥🔥🔥 dose boom💥💥💥 izay efa nampiasa mahay azy tsara fa ianareo mbola tsy mahalala no ampafantarina hoe misy azy ity ao aminay !
Ho anina 30mn avant entrainement afaka atao amin’ny rano tsotra na tonga dia sotroina mety foana , raha tsy mikotrana dia ataovy aorinan’ny sakafo maraina 💪💥
Vidiny : 220 000Ar
👉Mandefasa Mp amin’ny Pejy Bouti-shape izay liana 💪🙏🏿💥