Lanja's popcorn

Lanja's popcorn Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lanja's popcorn, Food Wholesaler, Antananarivo.

hello🍿🍿🍿Ny tena namana dia manohana anao amin'ny business Kely nao 🍿🍿Ndao asitsika jeux photos indray ity mois ity, alef...
01/07/2026

hello🍿🍿🍿

Ny tena namana dia manohana anao amin'ny business Kely nao 🍿🍿

Ndao asitsika jeux photos indray ity mois ity, alefaso mp ny sarinao miaraka Amin'ny popcorn 🍿

Lot :30 000ar

Mandray commande popcorn en gros foana isika ,mandefa any amin'ny faritra rehetra 🍿🍿

prix mora indrindra nefa tena qualité 🍿🍿🍿

☎️📞0344664787

hello,Tsy Mbola Tonga ny katsaka fa popcorn aloha no misy 🍿🍿mandefa prix de gros  isika🍿🍿🍿
24/06/2026

hello,

Tsy Mbola Tonga ny katsaka fa popcorn aloha no misy 🍿🍿

mandefa prix de gros isika🍿🍿🍿

10/06/2026

Ndriiiiiiii🥹🥹🍿🍿🍿

Misaotra anareo foana nanohana 🍿🍿
Asitsika fizarana crédit indray aloha fa nangingina teto amin'ny pejy 🍿🍿🍿🍿🍿

Aza adino mipartage🙏🍿

🍿🍿🍿isaky ny inona ianareo n minana popcorn 🍿🍿🍿🍿🍿 ilay mamy sa masira no tinareo kokoa 🍿
06/06/2026

🍿🍿🍿
isaky ny inona ianareo n minana popcorn 🍿🍿🍿🍿🍿

ilay mamy sa masira no tinareo kokoa 🍿

08/05/2026

ataovy partager bdb Ilay publication ao ambany ao dia omena crédit rariva 🍿🍿

Helloo 🍿🍿🍿 PROMOTION BEEEEUUUUUUHHHH📢📢📢📢📢📢Mbola misy vitsy2 ny katsaka Popcorn atsika 🥰 Misy isanandro iany koa n popcor...
08/05/2026

Helloo 🍿🍿🍿

PROMOTION BEEEEUUUUUUHHHH📢📢📢📢📢📢

Mbola misy vitsy2 ny katsaka Popcorn atsika 🥰

Misy isanandro iany koa n popcorn ho atsika mikarakara événements,ho atsika mivarotra sns🍿🍿🍿🍿🍿🍿🍿

0344664787

📢📢📢ometsika 5000 ar izay mavita partager betsaka indrindra 🍿🍿🍿🍿🍿🍿🍿

06/05/2026

izay mandefa num voalona eo amin'ny coms mahazo crd

04/05/2026

Isaorana ny tompo fa nahazo commande maromaro isika tamin'iny volana lasa iny
asina fizarana crd indray aloha ho atsika abonnés🍿

Nisy fotoana tena tratrany katsaka ratsy matiantoka ray lavaka🍿🍿Tsy ahazo atsika intsony anefa izany fa Tonga ilay katsa...
28/04/2026

Nisy fotoana tena tratrany katsaka ratsy matiantoka ray lavaka🍿🍿

Tsy ahazo atsika intsony anefa izany fa Tonga ilay katsaka tsara kalitao🍿🍿

manao livraison mandefa any amn faritra rehetra

Hello 🍿🍿🍿efa Tonga ny arrivages katsaka popcorn atsika ann🍿🍿amin'ilay tsara kalitao(importé )🥰Mivarotra popcorn iany koa...
28/04/2026

Hello 🍿🍿🍿

efa Tonga ny arrivages katsaka popcorn atsika ann🍿🍿
amin'ilay tsara kalitao(importé )🥰

Mivarotra popcorn iany koa izahay,mandefa en gros ho anareo Mbola hivarotra🍿🍿🍿🥰🥰🥰

Raha maniry hiara iasa aminao aminay ianao dia aza misalasala miantso na miditra mp
0344664787

Address

Antananarivo

Telephone

+261344664787

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lanja's popcorn posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lanja's popcorn:

Shortcuts

Share