04/10/2026
🤗 Tonga indray ny Arrivage Maritime o!🛳
🚨Ho avy Hisesy ny Publication.
🙏Mankasitraka ho an'ireo izay nanao PRECOMMANDE rehetra t@ faharetana na dia somary taratara kely tsy toy ny mahazatra ity envoi iray ity. (Mino izahay fa efa presque samy efa nahazo ny azy daholo ianareo) 😘
🖍NB: Empotage mois de 📅JUILLET izy ireto an! 🇩🇪➡️🛳🇲🇬 izay prévu tokony tonga M-SEPTEMBRE teo. Sao hisy hanontany ianareo nanao précommande mois D'AOÛT hoe efa ao ve ny ahy. Fa araky nolazaina dia mois de 📅DECEMBRE ny anareo ireny no tonga.🚨