SAKAY GR

SAKAY GR 🌶️ GR tsotra
🌶️ Tsiperifery
🌶️ Spécial Ail
🌶️ Spécial gingembre
🌶️ Au poivre vert
🌶️ Piment rouge
🌶️ Mélange

Rehefa tsy lasa manao Vacances ihany rangahh dia aleo ny voandalana no asaina makaty a 🙄🤣...📢 VAOVAO indray ity 🍋 Achard...
04/05/2026

Rehefa tsy lasa manao Vacances ihany rangahh dia aleo ny voandalana no asaina makaty a 🙄🤣...

📢 VAOVAO indray ity 🍋 Achard citron pimenté 🍋‍🟩 Machirroooo🔥

Maka 2 livraison gratuite 😜 250ml ny tavoahangy an...
Prix: 3000 Ar

📞+261347748233

22/04/2026

🌶️ TSINGERINTAONA SAKAY GR – ANIO 🎉
Tsy marika tsotra i Sakay GR…
fa tantara velona iray ❤️
Ny anarana GR dia avy amin’i
👤 Georges Rakotomalala
Veterinera izy, lehilahy tia ny tany sy ny fiompiana, nisafidy ny hiaina eny ambanivohitra rehefa nisotro ronono 🌿
Fa nisy zavatra iray tsy nisaraka taminy mihitsy…
🌶️ ny sakay – teo amin’ny sakafony isan’andro, na vaovao na voatahiry.
Io fitiavana tsotra io no lasa aingam-panahy lehibe.
Rehefa nodimandry izy, dia nisy hevitra nipoitra:
➡️ hampivelatra izany ho fahatsiarovana azy
Tamin’ny fiandohan’ny taona 2024, dia nanomboka tamin’ny fivarotana an-tserasera ny tetikasa, mba hitsapana ny tsena sy hanatsarana ny vokatra.
Ary ankehitriny…
👉 MBOLA ETO IHANY ISIKA🙂
🔥 Avy amin’ny fahatsiarovana
➡️ ho lasa vina
➡️ ho lasa asa sy fivelomana
💛 Sakay GR dia:
✔️ Manandratra ny vokatra Malagasy
✔️ Mitondra kalitao sy tsiro miavaka
🙏 Misaotra anareo rehetra manohana hatramin’izay
Ianareo no antony mbola androsoanay isan’andro

MANKASITRAKA TOMPOKO 🙏🏻

📢 HO ANTSIKA MPANJIFA 🌶️ Sakay GR — mbola mamay hatrany 🔥Talohan'izay : Livraison gratuite 😍Ankehitriny : Tsara ihany ko...
25/03/2026

📢 HO ANTSIKA MPANJIFA

🌶️ Sakay GR — mbola mamay hatrany 🔥

Talohan'izay : Livraison gratuite 😍
Ankehitriny : Tsara ihany koa raha mahazo sakay… fa mahazo karama koa ny livreur 😄

Mba hanohizana service tsara sy hanomezana lanja ny ezaka ataon'ny livreur, dia hisy frais de livraison kely manomboka izao 🚚

Fa mbola mitoetra hatrany:
🌶️ Tsiro mamay
⚡ Livraison haingana
💯 Kalitao tsy miova

👉 Kely ny frais, fa misy olona miasa hitondra ny Sakay GR hatrany aminao

📩 Alefaso ny commande-nao dieny izao !

Ilay sipa sa ilay Sakay GR? 😏🌶️
13/03/2026

Ilay sipa sa ilay Sakay GR? 😏🌶️

😁
11/03/2026

😁

Te hanampy tsiro sy hery amin’ny sakafo? 🌶️Safidio SAKAY GR – naturel & délicieux😋🤫Commandez maintenant 📩Livraison gratu...
17/02/2026

Te hanampy tsiro sy hery amin’ny sakafo? 🌶️
Safidio SAKAY GR – naturel & délicieux😋🤫
Commandez maintenant 📩
Livraison gratuite en ville

📞+261347748233

Cette Saint-Valentin, offrez plus qu’un cadeau…Offrez du goût, du feu et de la passion avec Sakay GR 🌶️❤️🔥
14/02/2026

Cette Saint-Valentin, offrez plus qu’un cadeau…
Offrez du goût, du feu et de la passion avec Sakay GR 🌶️❤️🔥

11/02/2026

📢Akory e ! ❌TSY MANAO LIVRAISON anio 11/02/2026 nohon'ny RIVODOZA 🌧️


MIRARY SOA ANTSIKA REHETRA 🙏🏻

“Quand tu es ton propre patron mais que tu travailles plus que quand tu avais un patron 🤣💻”
10/02/2026

“Quand tu es ton propre patron mais que tu travailles plus que quand tu avais un patron 🤣💻”

🌶️🔥❤️
02/02/2026

🌶️🔥❤️

Address

Georgesrakotomalala6@gmail. Com
Antananarivo

Telephone

+261347748233

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAKAY GR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SAKAY GR:

Share