RONG XING

Call Directions Website Contact the business

RONG XING Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RONG XING, Grocers, Boulevard DE L EUROPE ANKASINA,Bâtiment beige,MAGASIN RONG XING ,VENTE PIECE MOTO, Antananarivo.

🔥 Rong Xing Ankasina (Orientale Box 5-105), Ny tsara indrindra ho an'ny moto anao 🏍️
Pièces moto tsara kalitao, azo antoka ary matihanina tsara
👉Heure d'ouverture : 8h00
👉Heure de fermeture : 16h30

Raha ianao no asaina mifidy, iza amin'ireo roa ireo no tena tianao? 😉💬 Lazao anay ao amin'ny commentaire ny antony isafi...
16/10/2026

Raha ianao no asaina mifidy, iza amin'ireo roa ireo no tena tianao? 😉

💬 Lazao anay ao amin'ny commentaire ny antony isafidiananao azy!
Na inona na inona marika na karazana moto ho entinao dia aza manahy fa ato amin'ny Rong Xing dia hahitanao ireo pièce de rechange rehetra mifanaraka amin'ny motonao:

👉 Tongava aingana mitsidika anay ato amin'ny Rong Xing, fa ho afa-po tokoa ianao amin'ny kalitaon'ny fitaovana atolotray!

📍 Boulevard de l'Europe – Ankasina
📞 038 14 696 69

😂🏍️ Nareo koa ve manana an’ilay sipa akama tia moto be ireny? 😍😂Mentionneo ao amin’ny commentaire izy ireo! 👇🤣❤️Zany eo ...
14/10/2026

😂🏍️ Nareo koa ve manana an’ilay sipa akama tia moto be ireny? 😍😂

Mentionneo ao amin’ny commentaire izy ireo! 👇🤣❤️

Zany eo ihany an! 😎🏍️ Raha hividy pièces moto na en gros na en détail, dia izahay ato amin’ny Rong Xing dia vonona hatrany hanome fahafaham-po anareo mpanjifa! 🤝🔧

📍 Boulevard de l’Europe, Ankasina
📞 038 14 696 69

🏍️🔧 INONA NO PIÈCE MATETIKA SIMBA AMIN’NY MOTO-NAO? 👀💥Efa nitety fivarotana maro nitady pièce ho an’ny moto anao ve iana...
12/10/2026

🏍️🔧 INONA NO PIÈCE MATETIKA SIMBA AMIN’NY MOTO-NAO? 👀💥

Efa nitety fivarotana maro nitady pièce ho an’ny moto anao ve ianao, nefa mbola tsy nahita izay tena ilainao? 😅

🔥 Mbola tsy tara, Tongava haingana ato amin’ny RONG XING, fa vonona handray anao izahay!

💥 Plaquettes de frein, chaîne et pignons mécanique, bougie, câbles, roulements sy pièces maro hafa… ! 🔧💯

📍 Boulevard de l’Europe – Ankasina

💬 Ary ianao, inona no pièce tena matetika soloinao amin’ny moto anao? Zarao aminay ao amin’ny commentaire ny pièce matetika simba amin'ny moto anao! 👇🏍️

Mitady pièces sy kojakoja ho an’ny moto-nao ve ianao? 🏍️Ato amin’ny Rong Xing, dia ahitanao ireo kojakoja sy pièces ilai...
06/10/2026

Mitady pièces sy kojakoja ho an’ny moto-nao ve ianao? 🏍️

Ato amin’ny Rong Xing, dia ahitanao ireo kojakoja sy pièces ilainao ho an’ny moto-nao, miaraka amin’ny kalitao sy vidiny mirary. 💯

✅ Pièces de rechange
✅ Accessoires moto

👉 Mifandraisa aminay na tongava mivantana ety Rong Xing raha mila fanazavana momba ny pièces misy.

📍 Boulevard de l’Europe – Ankasina
📞 +261 38 14 696 69

🏍️🔥 Freinage sûr = conduite en toute confiance !💯💥 KIT FREIN HYDRAULIQUE R&XNatao hanatsarana ny freinage-nao sy hanomez...
05/10/2026

🏍️🔥 Freinage sûr = conduite en toute confiance !💯

💥 KIT FREIN HYDRAULIQUE R&X
Natao hanatsarana ny freinage-nao sy hanomezana endrika tsara kokoa ny moto anao.

✅ Freinage performant
✅ Montage mora sy haingana
✅ Design sportif
✅ Kalitao R&X

📍 Rong Xing – Boulevard de l’Europe, Ankasina
📞 038 14 696 69

Ne cherchez plus, nous avons tout ce qu'il vous faut en stock pour garder votre engin au top de sa performance ! 💪⚙️✅ Ar...
29/09/2026

Ne cherchez plus, nous avons tout ce qu'il vous faut en stock pour garder votre engin au top de sa performance ! 💪⚙️

✅ Arbres à cames – Pour une puissance et un moteur qui tourne comme une horloge ⚙️
✅ Filtres à air – Respirez la performance et protégez votre moteur 🌪️
✅ Tuyaux / Durites – Conduits solides et étanches pour un circuit impeccable 🛠️
✅ Jauges à essence – Gardez un œil précis sur votre niveau de carburant ⛽
✅ Chapeaux de valve – La petite finition indispensable pour vos pneus 🏍️

📦 Pièces d'origine & adaptable de qualité super résistant !

📲 Envoyez-nous un message privé (MP) directement sur la page.
📍 Boulevard de l'Europe - Ankasina

!

🔥🏍️ MITADY BENDIX HO AN’NY MOTO ANAO VE IANAO?❌ Aza mividy Bendix tsy fantatra raha mifanaraka amin’ny moto anao!👉 ANTSO...
25/09/2026

🔥🏍️ MITADY BENDIX HO AN’NY MOTO ANAO VE IANAO?

❌ Aza mividy Bendix tsy fantatra raha mifanaraka amin’ny moto anao!

👉 ANTSOY NA MANDALOVA ATO RONG XING!

Lazao anay ny marika sy modèle-n’ny moto anao, dia afaka manampy anao izahay hisafidy ny Bendix mety aminao. 🔧🏍️

📞 Antsoy ny: 038 14 696 69
📍 Boulevard de l’Europe – Ankasina

🏍️ RONG XING — Ny safidy tsara ho an’ny moto anao! 🔥

🏍️✨ Iza ilay olona fantatrao tia moto farak'izay raitra iny nefa ny moto-any amin'izao mbola ilay tsotsotra? ✨🏍️Aza kivy...
23/09/2026

🏍️✨ Iza ilay olona fantatrao tia moto farak'izay raitra iny nefa ny moto-any amin'izao mbola ilay tsotsotra? ✨🏍️
Aza kivy fa tsara foana io rehefa tsara karakara surtout mampiasa ny pièces ato amin'ny RONG XING

Tsara kalitao no sady efa maro ireo afa-po amin'ny fampiasana ny vokatra vokarin'ny rong xing ato aminay 🚀

📍 BOULEVARD DE L'EUROPE – ANKASINA
📞038 14 696 69

Misy ny efa mifantoka amin'ny zavatra hafa, fa ianao kosa… ny moto-nao ihany no eo an-dohanao (maka sary, mikarakara, ma...
18/09/2026

Misy ny efa mifantoka amin'ny zavatra hafa, fa ianao kosa… ny moto-nao ihany no eo an-dohanao (maka sary, mikarakara, mampitombo passion)! 😄📸

Ho anao izay passionné 'équipements sy accessoires moto, Rong Xing dia manana karazana piècess , qualité azo antoka tsara!

📍 Rong Xing - Best Quality
📍 Boulevard de l'Europe - Ankasina
📞 Contact: 038 14 696 69

Address

Boulevard DE L EUROPE ANKASINA,Bâtiment Beige,MAGASIN RONG XING ,VENTE PIECE MOTO
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RONG XING posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RONG XING:

Shortcuts

Share

Category