10/11/2024
Salama e ! Misaotra ny Tompo fa miakatra ny vokatra kely 🥰. Nampiasa teknika tsotra notovozina tanaty aterineto, nanamboarana an'ireo fizarana rano sy sakafo natao avy amin'ny tavoahangy plastika. Mba madio foana ny rano sotroiny, tsy misolitika, ary tsy verivery intsony ity provendy lafo vidy💥.