25/10/2025
✨Ela izay, ela tsy teto, maro be ny fanontaniana hoe dia tsy misy intsony izany food's ⁉️
✅Misaotra be ry reto amin'ny fitiavana be anareo, fa noho ny antony (fianarana), dia tsy afaka tena hoe teo foana, indrindra ny olana eo amin'ny livraison sy ny fandaminana (organisation) .
✅Nandray commande foana anefa izahay raha ni-commande mialoha (24h en avance), ary afaka handray foana.
⏩Kely sisa fa mila ny fanohananareo hatrany anefa, satria tsy toy izao izahay raha tsy teo isika❤️Ary ny tsara kokoa hatrany, ny tsara indrindra avy aminay hatrany no ho anareo♨️✨
🎬Ity sary ity moa asa anio✨