16/11/2023
Nohon'ny fangatahan'ny maro dia omena promotion 30 000ar avokoa ireo Izay misoratra anarana mialoha ny alahady izao. Efa ao anatin'io ny sakafo atoandro sy ny ingrédients. Ary entina mody avokoa n'y zavatra vita rehetra
Ry Reny;
- Leo sakafo maraina tsy miova isanandro ve ny ankohonanao?
- Leo mividy goûter lafo nefa tsy azo antoka ho an'ny ankizy ve ianao?
- Te hanampy fidiram-bola ao an-trano ve ianao, sady afaka mikarakara hatrany ny ankohonanao?
Ry tanora ( lahy, vavy);
- Te hamorona asa tena ve ianao na koa te hanana vadin'asa?
Natao ho anao indrindra ity:
ATELIER DE FORMATION EN PÂTISSERIE SPÉCIAL PETIT DEJEUNER ET GOÛTER SUCRÉ N°1:
Ireto avy no ianaranao ao:
1- Brioche
2- Pain au lait
3- Tresse
4- Parisienne
5- Bouclettes
6- Donut
7- Cookies
8- Biscuit sablé
9- Crêpe
10- Pane cake
11- Madeleine
12- Cake
BONUS: - Ganache
- Glace Royale
Daty :Sabotsy 25 novembre
Ora: @ 8 ka hatr@ 3 sy sasany
Efa misy sakafo atoandro
Fitaovana entina : cahier+stylo, boaty hitondrana ny vita
Sarany :35 000ar (ka ny 10 000ar alefa mobile money ho famandrihan-toerana sy hanomanana ny sakafo atoandro ary ny ambiny entina @ andron'ny fiofanana.
Fandriho dieny izao ary ny toerana fa vitsy ihany no ho raisina isaky ny andiany mba hahafahan'ny tsirairay manao pratique tsara
NB: Izay 5 manoratra anarana voalohany dia mahazo réduction 30 000ar.
Midira Mp na miantso mivantana ny :
032 54 456 71 / 034 27 084 58