Katam"lay Mdg

Katam"lay Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Katam"lay Mdg, Grocers, Anosizato andrefana, Antananarivo.

19/06/2025

Tsy misy azo antenaina intsony Raha izao fiainana izao
_Mijanona ao an trano ianao tafihan'i Jiolahy
_Mandeha eny an dalana ianao voendaka
_Mamonjy lanonana ianao matahotra n'y ho voapozina
_ Mandeha fiara ianao matahotra ny ho accident
_Mandeha avion matahotra ny hianjera
_Ny havana akaiky tsy azonao atokisana
_Razana any am-pasana ianao misy mangalatra
Na Maty na velona dia mihorohoro ny zanak'olombelona
Tena enjana lay fiainana 😭

Address

Anosizato Andrefana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Katam"lay Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category