La douceur dorée du mokary

La douceur dorée du mokary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La douceur dorée du mokary, Food Delivery Service, Antananarivo.

Coucou tout le monde,Mbola ato foana izahay an...Mbola mandray commande ary mbola manao livraison mokary soa aman-tsara ...
18/05/2026

Coucou tout le monde,

Mbola ato foana izahay an...
Mbola mandray commande ary mbola manao livraison mokary soa aman-tsara mihintsy...🍪🍪☕

Alefaso ary ny commande fa vonona izahay,
livraison hoan'ny rahampitso Talata aloha efa feno fa ny livraison alarobia mbola mandray izahay.

Mankasitraka antsika mpankafy Ary misaotra ireo client fidèle be dia be izahay.

**o

Bonne Fête Maman 💝🌸"Parce que ton amour est le plus doux"Offrez à Maman une petite gourmandise remplie de tendresse 🧁❤️N...
17/05/2026

Bonne Fête Maman 💝🌸

"Parce que ton amour est le plus doux"

Offrez à Maman une petite gourmandise remplie de tendresse 🧁❤️

Nos barquettes de CupCheese, préparées avec amour pour la plus merveilleuse des Mamans ✨
🎀 Douceur • Amour • Gourmandise
📍Commandez dès maintenant pour la fête, livraison possible 💖

Prix: 35 000ariary.

Ry mpanjifa hajaina,koa satria na dia andro tsy fiasana aza rahampitso, dia vonona hatrany izahay hiasa ho anareo.misoka...
13/05/2026

Ry mpanjifa hajaina,

koa satria na dia andro tsy fiasana aza rahampitso, dia vonona hatrany izahay hiasa ho anareo.

misokatra manomboka amin'ny 11h ora izahay.

afaka manao livraison ihany koa,

✓Gaufre burger frite
✓Pan egges salade
✓Crepe crémeuse avec salade
✓Soupe Chinoise Garnie
✓Soupe Gasy Gourmande

prix: 5000 à 10000ar

HORIZON ITAOSY BOX 110

Chers clients,Notre snack reste OUVERT ce jeudi de l’Ascension 🎉🍔🍟Même pendant ce jour férié, nous sommes heureux de vou...
11/05/2026

Chers clients,

Notre snack reste OUVERT ce jeudi de l’Ascension 🎉🍔🍟

Même pendant ce jour férié, nous sommes heureux de vous accueillir pour vos pauses gourmandes 😋

🗓️ Jeudi – Jour de l’Ascension
⏰ Ouvert de 9h à 19h

Venez découvrir nos spécialités
5000ar à 10000ar
✓Gaufre Burger
✓crepe Savoureuse
✓Pan-egges salade
✓Soupe Gasy Gourmande.

Livraison possible


Horizon Itaosy Box 110

Miarahaba antsika rehetra indray ooo! Mbola mitohy hatrany ny livraison Mokary a✓Mokary Choco✓Mokary Confiture ✓ Mokary ...
07/05/2026

Miarahaba antsika rehetra indray ooo!

Mbola mitohy hatrany ny livraison Mokary a
✓Mokary Choco
✓Mokary Confiture
✓ Mokary Coco

aza adino ihany koa fa efa misokatra ny Toerana afahana misitraka ireo vokatra hafa
✓Pizza
✓Soupe Gasy Gourmande
✓Soupe Chinoise Garnie

**o


Horizon Itaosy Box A110

04/05/2026

Ouvert du mardi au dimanche
de 6h30 à 18h30

Inona ny vaova izay elaela tsy dia hita izay?Ehhh...tena misy tokoa ny vaovao, mokar'inAur.Tafapetraka tsara ihany ny Mo...
04/05/2026

Inona ny vaova izay elaela tsy dia hita izay?

Ehhh...tena misy tokoa ny vaovao, mokar'inAur.

Tafapetraka tsara ihany ny Mokary ary nahazo namana maro toy ny , ...

Tongava ary mitsidika anay Ety amin'ny Horizon Itaosy .


voanjo, choco, coco, confiture

Carnivore, La blanche gourmande, La savoureuse Veggie, La perle de l'océan.

spécial avec salade verte.

Sur place, afaka manao livraison ihany koa.

0320216873

dia aza adino ary mizara e🥰

26/04/2026

humm, le vrai goût du Fait maison, fait avec amour ❤️

Mankasitraka antsika mpankafy mokary hatrany izahay eto amin'ny mokar'inAur fa dia efa feno sahady indray ny livraison r...
26/04/2026

Mankasitraka antsika mpankafy mokary hatrany izahay eto amin'ny mokar'inAur fa dia efa feno sahady indray ny livraison rahampitso alatsinainy.

Efa vonona ihany koa izahay andray ny commande nareo ho amin'ny livraison manaraka.

Misaotra antsika manohana ny mpandraraha Malagasy.

Mokary 800ar ny pièce.

**o

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 11:00 - 16:00
Tuesday 11:00 - 16:00
Wednesday 11:00 - 16:00
Thursday 11:00 - 16:00
Friday 11:00 - 16:00

Telephone

+261347247067

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La douceur dorée du mokary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La douceur dorée du mokary:

Share