Mofomamy By Rafotsy

Mofomamy By Rafotsy Mofomamy sy sakafo sur commande 🥰
Tel:034 80 582 62
038 37 160 12

Mirary Herinandro Masina Ho antsika rehetra 🥰Mankasitraka antsika tamin'ny vente Flash n'y week end Téo Rendez-vous mana...
30/03/2026

Mirary Herinandro Masina Ho antsika rehetra 🥰

Mankasitraka antsika tamin'ny vente Flash n'y week end Téo Rendez-vous manaraka amin'ny Week end Pascal indray n'y prix tsy miova 25.000Ar foana n'a aux fruits n'a choco

P.s Sary vitsivitsy azo tamin'ny asa farany teo

Aza adino n'y vente Flash tsika n'y samedi sy dimanche ho avy Zao anh na tout Chocolat na aux fruits 25.000 R daholo ny ...
24/03/2026

Aza adino n'y vente Flash tsika n'y samedi sy dimanche ho avy Zao anh na tout Chocolat na aux fruits 25.000 R daholo ny 6 pax

salama Daholo ve? 😊😍 Mbola manao gâteau sy sakafo izahay anhFaly izahay mampiomana anareo fa misy vente Flash isika n'y ...
23/03/2026

salama Daholo ve? 😊😍 Mbola manao gâteau sy sakafo izahay anh
Faly izahay mampiomana anareo fa misy vente Flash isika n'y Week end ho avy izao Gâteau tout Choco 6 pax 25.000Ar 5pcs dispo
Gâteau Aux Fruit 6pax 25.000Ar 5pcs dispo
Afaka miantso n'y 034 80 582 62 izay anao JP n'a midira Mp miaraka am Lieux sy Heure livraison Bonne soirée daholo

Salama daholo ve 🥰 nanao ahoana ny St valentin anareo 😁🥰 tsy Mofomamy irery ihany anie no ataonay fa manao ny resaka gri...
16/02/2026

Salama daholo ve 🥰 nanao ahoana ny St valentin anareo 😁🥰 tsy Mofomamy irery ihany anie no ataonay fa manao ny resaka grillade rehetra ihany koa izahay eh toy ny Poulet Laquee izay hitatsika am sary chipolata fumee kitoza fumee na sans porc na pur porc misy daholo 🥰

Mandray commande rehetra izay na gateaux na grillade na service traiteur aza misalasala miditra Mp na miantso ny 034 80 582 62 na 034 34 179 58

Hello February 🥰😍 volan'ny Fitiavana 😁🥰 sady volana fohy kely fa tsy lava be otran ilay teo 😅🥰 ito ny offre tsika mandri...
03/02/2026

Hello February 🥰😍 volan'ny Fitiavana 😁🥰 sady volana fohy kely fa tsy lava be otran ilay teo 😅🥰 ito ny offre tsika mandritra ito Volana ito ary
✅Bento Box 20.000ar avec carton anh 😁🥰
✅ 35.000Ar gateaux pour 10 personnes
✅Raha manampotoana hanambady mo nareo dia midira MP fa cadeau b ny Offre ho anareo 🥰

Jp dia confirmeo am MP ary ny commandenao 🥰

Fa na tsy Hanambady ary nareo dia Midira Mp manao Commande fa omenay cadeau foana 🥰 034 80 582 62 afaka antsoina ihany koa

Mirary herinandro feno hamamiana ary hombam-pahasoavana ho antsika rehetra indray 🥰🥰 herinandro farany ho an ity volana ...
26/01/2026

Mirary herinandro feno hamamiana ary hombam-pahasoavana ho antsika rehetra indray 🥰🥰 herinandro farany ho an ity volana Janoary ity mandray commande isanandro foana izahay 🥰 034 80 582 62

21/01/2026

Fintina anaty Video kely ary eh 🥰 mijere finaritra daholo oh

Salama daholo oh 🥰 somary maloka ny ny andro ☁️☁️🌫️ fa izany tsy manakana anay handray ny commande nareo sy hanatanterak...
19/01/2026

Salama daholo oh 🥰 somary maloka ny ny andro ☁️☁️🌫️ fa izany tsy manakana anay handray ny commande nareo sy hanatanteraka ny Mofomamy nareo anh 🥰 mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra dia aza adino ny manao commande fa mirary be foana ny vidiny ato aminay 😁 midira Mp na miantso ny 034 80 582 62

Salama Daholo oh 🥰🥰Bonne Annee daholo aloha eh 🎉🥰 Mirary soa sy ny tsara ho antsika rehetra izahay ato Mofomamy By Rafot...
13/01/2026

Salama Daholo oh 🥰🥰
Bonne Annee daholo aloha eh 🎉🥰 Mirary soa sy ny tsara ho antsika rehetra izahay ato Mofomamy By Rafotsy hiaraka hifampizara ny mamy eto foana tsika amin ity taona vaovao ity 🥰

Dia efa mandray commande isanandro foana amzay izahay fa aza misalasala miditra Mp na miantso ny 034 80 582 62

Coucou daholo 🥰 manomana fety ve ianareo mila sakafo sy gateaux sy tsakitsaky?? Manasa anao izahay hiditra hafatra miafi...
30/07/2025

Coucou daholo 🥰 manomana fety ve ianareo mila sakafo sy gateaux sy tsakitsaky?? Manasa anao izahay hiditra hafatra miafina fa afaka manampy anao izahay ☺️ voafetra ihany ny commande afaka raisinay ho fanatsarana ny kalitao ny service nay ko aza vonjivonjeo ary eh 🥰😘

Salama daholo 🥰 ity Bento Box Mamikely ity no entinay mirary herinandro Mamy be ho antsika rehetra mpanaraka ny Page 🥰Ma...
07/07/2025

Salama daholo 🥰 ity Bento Box Mamikely ity no entinay mirary herinandro Mamy be ho antsika rehetra mpanaraka ny Page 🥰

Mandray commande hatrany izahay anh
034 80 582 62 na 038 37 160 12

Address

Atsimondrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mofomamy By Rafotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category