15/05/2026
Salama oh 😁
Ho anareo eny Ambohimalaza sy ny manodidina 😊, tongava rahampitso maraina amin'ny Foire be an'Ambohimalaza fa hizara fahalalana kely ho anareo izahay ato amin'ny La ferme de Bena
Hianarantsika amin'izany ny hoe "Fambolena amin'ny toerana Kely" 🌱, ka tongava maro ary fa maimaimpoana io ah 😁, sady maro zavatra mahafinaritra koa any fa tongava na tsy hanatrika fiofanana ary e😉
Mankasitraka ny Commune Rurale d'Ambohimalaza Miray nikarakara 🙏
Zay ary fa any mihaona eh 🫵
"Miavaka amin'ny Tsara hipetraka ho Tantara"