Charcuterie LEWIS

Charcuterie LEWIS Charcuterie Lewis,
Faîtes vous plaisir dans un monde de saveur....
Un délice, une qualité, un goût pour tous.

Ampefiloha | 0340524693
Antaninandro | 0340524687
Ambohidahy | 0340524688
Amboditsiry | 0340524686
Ambohibao | 0340524694

21/08/2026

Mandreraka tsss🙄

📣𝗟𝗢𝗖𝗔𝗟 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 !!!!!📣Toy izao ny endriky ny 𝗹𝗼𝗰𝗮𝗹 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 ao 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 rehefa avy nohavaozina.🤩𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 dia tsy mitsahatra m...
20/08/2026

📣𝗟𝗢𝗖𝗔𝗟 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 !!!!!📣

Toy izao ny endriky ny 𝗹𝗼𝗰𝗮𝗹 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 ao 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 rehefa avy nohavaozina.🤩

𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 dia tsy mitsahatra manatsara sy manavao mba hanomezana fahafaham-po anareo.😉💞

Aza adino manaraka ny page 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 !😉

📍𝗣𝗼𝗶𝗻𝘁 𝗱𝗲 𝘃𝗲𝗻𝘁𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼Juste en face ny station Jovena no misy azy ah😉Ny 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 efa miparitaka tsikelike...
19/08/2026

📍𝗣𝗼𝗶𝗻𝘁 𝗱𝗲 𝘃𝗲𝗻𝘁𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Juste en face ny station Jovena no misy azy ah😉
Ny 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 efa miparitaka tsikelikely eto Antananarivo mba hanakaiky kokoa anareo mpanjifa.❤️😊

Aza adino ihany koa manaraka ny page ah!!!😉

𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗰𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗶𝘁𝘆?🤔✨𝗠𝗼𝗿𝘁𝗮𝗱𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗺𝗲́𝗹𝗮𝗻𝗴𝗲 io a !😋Ny admin aloha tena tia e🤤Aza adino manaraka ny p...
17/08/2026

𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗰𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗶𝘁𝘆?🤔

✨𝗠𝗼𝗿𝘁𝗮𝗱𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗺𝗲́𝗹𝗮𝗻𝗴𝗲 io a !😋
Ny admin aloha tena tia e🤤

Aza adino manaraka ny page !!!😉

14/08/2026

Tsy miala amin'ny 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 izany❤️

❤️𝗦𝗮𝘂𝗰𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰𝗳𝗼𝗿𝘁❤️Sady 𝟰.𝟲𝟬𝟬𝗮𝗿 fotsiny ny 𝟭𝟬𝟬𝗴🔥Aza adino manaraka ny page 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 fa ho avy ny lalao manar...
13/08/2026

❤️𝗦𝗮𝘂𝗰𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰𝗳𝗼𝗿𝘁❤️

Sady 𝟰.𝟲𝟬𝟬𝗮𝗿 fotsiny ny 𝟭𝟬𝟬𝗴🔥

Aza adino manaraka ny page 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗰𝘂𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗟𝗲𝘄𝗶𝘀 fa ho avy ny lalao manaraka ah !!!😉

𝗧𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗲?🤔Ahoana fahitanareo an'ity visuel vita amin'ny IA ity?🤖Mba manintona ihany ve?🤔Lazao anaty commentaire ny he...
12/08/2026

𝗧𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗲?🤔

Ahoana fahitanareo an'ity visuel vita amin'ny IA ity?🤖
Mba manintona ihany ve?🤔

Lazao anaty commentaire ny hevitrao ary😉

🫠𝗦𝗔𝗨𝗖𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗖𝗢𝗨𝗡𝗧𝗥𝗬🫠Tsy Rosette ihany ny saucisson misy ato amin'ny Lewis ah😉Afaka atao amin’ny salade, sandwich na ihany...
10/08/2026

🫠𝗦𝗔𝗨𝗖𝗜𝗦𝗦𝗢𝗡 𝗖𝗢𝗨𝗡𝗧𝗥𝗬🫠

Tsy Rosette ihany ny saucisson misy ato amin'ny Lewis ah😉
Afaka atao amin’ny salade, sandwich na ihany koa atao laoka fotsiny dia efa mety😋

🔥𝟳.𝟭𝟬𝟬𝗮𝗿 fotsiny dia mahazo 𝟭𝟬𝟬𝗴 ianao🔥

📍Disponible eny amin’ny point de vente rehetra!!!!

07/08/2026

Tsy haiko hoe iza no voafitaka, fa nitsaoka tsy nandoa vola izy🤣🤣

🔥𝗦𝗮𝘂𝗰𝗶𝘀𝘀𝗼𝗻 𝗥𝗼𝘀𝗲𝘁𝘁𝗲...𝗖𝗟𝗔𝗦𝗦𝗜𝗤𝗨𝗘𝗘𝗘🔥𝟳.𝟭𝟬𝟬𝗮𝗿 fotsiny ny 𝟭𝟬𝟬𝗴 ah✨Aza misalsala ary manatona ny point de vente akaiky anao ind...
06/08/2026

🔥𝗦𝗮𝘂𝗰𝗶𝘀𝘀𝗼𝗻 𝗥𝗼𝘀𝗲𝘁𝘁𝗲...𝗖𝗟𝗔𝗦𝗦𝗜𝗤𝗨𝗘𝗘𝗘🔥

𝟳.𝟭𝟬𝟬𝗮𝗿 fotsiny ny 𝟭𝟬𝟬𝗴 ah✨
Aza misalsala ary manatona ny point de vente akaiky anao indrindra😉

📍Ao amin’ny commentaire ny point de vente Charcuterie Lewis rehetra👇🏻

Address

Bloc Commercial #03 Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00
Sunday 07:30 - 12:30

Telephone

+261340524693

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Charcuterie LEWIS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Charcuterie LEWIS:

Shortcuts

Share