Ferme fody lamena

Ferme fody lamena ny anjely jehovah mitomby manodidina
izay matahotra azy ka mamonjy azy tel 0348428149 na agriculture Madagascar

12/08/2026

akoho kuroiler salama ary azo antoka
fa maninona izahay no tsy dia mivarotra loatra satria ny anay cliant no Manantona anay

mba fantatrao ve fa tsara vidy kokoa ny atody akoho gasy raha amidy eny an tsena no ny ato amin ny Facebook farany amban...
12/08/2026

mba fantatrao ve fa tsara vidy kokoa ny atody akoho gasy

raha amidy eny an tsena no ny ato amin ny Facebook

farany ambany amin ny atody akoho gasy dia 1500 ar

no izany aza menatra mivarotra azy eny an tsena maro ireo tera tany vahiny no mitady azy ireny sady tia azy kokoa izay lafo 2500 ar aminy iray

mirary soa ny fiompianao izahay Andriamanitra hitantana fikasanao jesoa hampahery anao ny fanantenana no mitondra fahomb...
12/08/2026

mirary soa ny fiompianao izahay
Andriamanitra hitantana fikasanao
jesoa hampahery anao

ny fanantenana no mitondra fahombiazana

ny akiviana no manimba mitarika faha- dalana

12/08/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Maman Avotra, Andrinirina Rakotondrazafy, Mera Gov's, Ntsoa Vola Raoelijaona, Miarintsoa Misa Razr, Andriamiranto Ramarolahy, Rolland Andriampeno, Andrianjaka Tiana, Poupouna Christina, Vololona Razafimanjato, Randriahanja Mickael Anthony, Ashick Man, Patricia Ravelo, Elisa Elisa Andrianomena, Malala Ny Aina F'tia, Hanitrinihasina Navalona, Albert Razafitsivandy, Irène Raharilalaina, Christophe Ramilison, Za Hagarison, Rambeloson Clara, Victor Rakotomamonjy, Prisco Matsava, JV Rajaonhson, Lalaina Randrianirina, Iando Miarintsoa, Mihary Ny Anjara, Rakotomandimby Mahefa, Hariniaina Haja, Micheline Olga Fanjanirina, Nirina Malala, Sahondra Rakotondrasoa, Rabeson Angella, Manantenasoa Valisoaniaina, Ny Aina Andrianina Randriatsizafy, Amrut Dabhi, Isra-El Line, Reunah Annah Alexandra, Paramed Reagan Ronald, Rakoto Mena, Eliesylvia Razafiarinoro, Lovasu Harimalala, Brunel De Mada MC, Tsikynadia Razanajanahary, Lucien Tyffan, Jeannot Jocelin, Pauline Beandray, Michou Gracia Andrianjafy, Jlc Orl'ando, Tsiferana Nomenjanahary faly izahay miara dalana aminareo tompoko

aona no fiaitraikany tsy fahampiana fitaovana hampiasaina eo amin ny fiompiana  akoho ????ity ary aloho ny ilaina amin n...
11/08/2026

aona no fiaitraikany tsy fahampiana fitaovana hampiasaina eo amin ny fiompiana akoho ????

ity ary aloho ny ilaina amin ny akoho poulet d cahir

raha akoho kely dia mageoire 1isa mahazaka 10k g akoho 50 poussin fisotroana rano 2 isa

akoho lehibe mageoire 2 akoho 25
fisotroana rano 2 isa

inona no fiatraikany raha tsy ampy ny fisotroana rano na sakafo

mifanesika ny akoho ka mety ho tery na mifandimby vao mahazo

mety tsy hahazo ny malemy ary ny marefo mety ho vohitsaka ka ho lasa malemy tanteraka ?

ary rehefa tsy ampy ireo dia tsy tonga lanja ny akoho anao

l

rehefa hanao vaccine akoho ary isika dia toy izao no tena tsara e mialohany hanindromana vaksiny dia hesory ora iray ny ...
10/08/2026

rehefa hanao vaccine akoho ary isika dia toy izao no tena tsara e

mialohany hanindromana vaksiny dia hesory ora iray ny rano

rehefa vita vaksiny hesory ora roa ny rano
miala ny njavele

tena tsara dia amin ny alina no atao ny vaksiny ny akoho

dia miasa ny fanafody aminio koa ny akoho tsy misotro rano dia miatraika amin ny vantany ny rano mpanafody

rehefa avy natao vaksiny ary ny akoho dia
tapitra ny ora voalaza dia omeo rano madio amin izay raha misy rano amin ny lavadrano no atao

ferme fody lamena fahombiazanao no reharehanay

miary9 eto aho dia mila.manova ny zavatra rhetra na fiteny fomba fifandraisana ho halaviriko ny fahantokisa olona be loa...
09/08/2026

miary9

eto aho dia mila.manova ny zavatra rhetra na fiteny fomba fifandraisana ho halaviriko ny fahantokisa olona be loatra

ary mila manana strategic matanjaka aho
amin izao raha tia hanavotra ny Toerana fiompiana keliko mba tsy hiverina amin my teo aloha intsony

mbola mila mianatra aho

ary tsy Tokony ataoko ambany njavatra ny fianarana

mihaja dia olona manampahaizana ka raha miara miasa amin ny aho dia mila manana planina matanjaka mba hahafako mifehy azy

aza matahotra lalana mafy sy sarotra fa lalana tsy maintsy misy fiankarana dia misy fidinana aza matahotra izay vavan ny...
09/08/2026

aza matahotra lalana mafy sy sarotra fa
lalana tsy maintsy misy fiankarana dia misy fidinana

aza matahotra izay vavan ny olona fa ny ezakao tratrarina ianao sy tanjonao no mpifaninana volohany

aza matahotra izay mety handao anao fa ny olona tompondaka dia tsy maintsy navela hirery mba hampivoaka ny tena mahizy azy

hoy izahay hoe mpandresy ianao

raha tojo olana mafy ianao izao tsarovy fa tsy tapitra eo ny tantaranao
fa io no lalampianarana tsara indrindra hanefena anao

mino an Andriamanitra sy ny fitondrany

08/08/2026

mijery todika lasa nety ve ny herinandro
??? ???

07/08/2026

ny akoho kuroiler dia karazana roa kuroiler tandrefana sy
kuroiler d Goliath

miavaka ny Goliath satria sady geza no haingana fitombo

ny indro kely anefa dia misakafo be izy ary mila olona efa mantihanina amin ny fiompiana ny olona miompy azy

satria raha vao mianatra ianao no miompy azy dia tsy ho tonga lanja izy
faha roa mety tsy hanatody izy
somary vitsy atody ny Goliath raha hoarina kuroiler tandrefana

inona moa ny tsara raha vao manomboka miompy tena tsara dia kuroiler aloha atao
satria izy sady mora karakaraina no tsy dia misakafo sady manatody maro izy

volohany maro no miteny hoe mitovy ny tsiro ny akoho gasy

tena marina dia manakaiky fa tsy mitovy ny akoho gasy dia tsiro tsy manampaharoa

tena mahazaka toetrandro izy naiza naiza eto Madagascar dia zakany avokoa

ary tena mampivoaka azy dia toetany mafana

Address

Antananarivo Anosizato
Antananarivo
ANDREFANANKADIMBAHOAKA

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme fody lamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category