Tsiro M'ilay

Tsiro M'ilay ๐Ÿ“ Ny Tsiro M'ilay Ahitana Mofo isakarazany ๐Ÿฉ๐Ÿฐ๐ŸŽ‚๐Ÿ”๐Ÿฃ amin vidy mirary Mandray commande isanadro ๐Ÿ•๐Ÿ˜๐Ÿฎ

30/11/2025

Ho anareo izay hi commande ๐ŸŽ‚๐Ÿฐbus de Noรซl dia ๐Ÿ˜Šefa manadray commande ๐Ÿ˜๐Ÿ˜tompoko izahay ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

Coucou daholy tafaverin ๐Ÿ’ž๐Ÿ’žAry ialana tsiny nony tsy teto ela2 ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ fa nisy problรจme kely ny conte ๐Ÿ’‹ izay eto ami'nโค Tsiro ...
21/11/2025

Coucou daholy tafaverin ๐Ÿ’ž๐Ÿ’žAry ialana tsiny nony tsy teto ela2 ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ fa nisy problรจme kely ny conte ๐Ÿ’‹ izay eto ami'nโค Tsiro M'ilay mandray commande sy mpampianatra ๐Ÿ’ž๐Ÿ˜˜ ร  domicile ihany koa afaka miditra mp ๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž na miantso mivantana
Tel: 034.01.170.43โ˜Ž

21/11/2025
I reto ary ny asa tanany  ny mpianatra ๐Ÿช๐Ÿ˜ Tsika ndray an ๐Ÿžโค๏ธ aza misalasa  rah te hianatra  ianao  afaka miditra  MP avy...
04/09/2025

I reto ary ny asa tanany ny mpianatra ๐Ÿช๐Ÿ˜ Tsika ndray an ๐Ÿžโค๏ธ aza misalasa rah te hianatra ianao afaka miditra MP avy atrany ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ โค๏ธโค๏ธ

04/09/2025

Bonjour daholy oooo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Tsy ny mandray command ihany no atonay ato amin'ny๐Ÿž๐Ÿž๐Ÿ˜๐Ÿฃ๐Ÿช 'ilay fa mampianatra ihany Koa a domicileโค๏ธ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Mbola  mitohy  atrany  ny fandraisana  ny  command  ooโค๏ธ๐Ÿ’•
17/07/2025

Mbola mitohy atrany ny fandraisana ny command ooโค๏ธ๐Ÿ’•

14/06/2025

Bonjour daholy eee โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธnisy fotoana tsy enoeno nony fasahiranana zay nisy sy adidy izay natao ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š Koa efa tafaverina sy mandray command amin zay ๐Ÿž๐Ÿ”๐Ÿ• midira MP na antsoy ny _034.01.170.43

Coucou  daoly  oooo  ny  valaliny  lalao  antsika  โ˜บ๏ธ misaotra  any nandray  anjara fa ny  dia  tsy nisy  nanaraka  ny  ...
01/05/2025

Coucou daoly oooo ny valaliny lalao antsika โ˜บ๏ธ misaotra any nandray anjara fa ny dia tsy nisy nanaraka ny Regle du jeux tsika ka tsy nisy izany ny nahazo amin manaraka ndray ary oo๐Ÿ˜Šโ˜บ๏ธ๐Ÿ˜˜

โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ ๐Ÿ˜Šโ˜บ๏ธ

Coucou  daoly  oooo  ๐Ÿ˜Š efa  kely  sisa  ny  lalao  antsika  de ifarana  Regle  ny  lalao  manao  Jaime  ny  page  Dia av...
27/04/2025

Coucou daoly oooo ๐Ÿ˜Š efa kely sisa ny lalao antsika de ifarana
Regle ny lalao manao Jaime ny page Dia aveo commenteo ny namanao ary manao partage ny page amin profile anao sy groups fa rehefa tsy misy any izy rehetra reo de namany tsy mahazo

๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜˜ Andao ary tsika ilalao kely aloha eeโ˜บ โŽ Zao ny lalao atsika ary eeโžก Asio j'aime ny page๐Ÿ‘ ary identifiรฉ ny ao amin com...
16/04/2025

๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜˜ Andao ary tsika ilalao kely aloha eeโ˜บ
โŽ Zao ny lalao atsika ary ee
โžก Asio j'aime ny page๐Ÿ‘ ary identifiรฉ ny ao amin commentaires ny namanao๐Ÿ‘ซ๐Ÿ‘ฌ๐Ÿ‘ญ ary partage eo amin profil anao ary partage amin groupe aveo ๐Ÿ‘ช๐Ÿ‘ช
โŽ Misy ny loka ometsika izay nahazo Ka mafeno ny Zay rehetra Zay ๐Ÿ˜Š
โŽ Ny 30 avril no farany lalao atsika
Andao ary eeeโ˜บโ˜บ๐Ÿ˜˜

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiro M'ilay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category