MSH Bio by SJ

MSH Bio by SJ Vente des produits bio 🌱

Huile coco pure eto amin'ny "MSH BIO"📍Madio📍Tsy mitapoka📍Aram-pahasalamana📍Vita avy amin'ny akora natioraly "coco"Jifain...
16/02/2026

Huile coco pure eto amin'ny "MSH BIO"

📍Madio
📍Tsy mitapoka
📍Aram-pahasalamana
📍Vita avy amin'ny akora natioraly "coco"

Jifaina amin'ny vidina 9.000ar monja🤗
Aza misalasala mandefa hafatra miafina fa mandefa amin'ny faritra rehetra.
Mirary soa indrindra tompoko☺️

Ôdioooo ⁉️🪔 Huile Coco Pure oooo 😅 MSH bio dia mivarotra huile coco pure ihany koa.1000% bio nefa ny vidiny dia natao mi...
13/02/2026

Ôdioooo ⁉️
🪔 Huile Coco Pure oooo 😅
MSH bio dia mivarotra huile coco pure ihany koa.
1000% bio nefa ny vidiny dia natao mirary , takatry ny rehetra😊
Alefaso ary ny kamaondinao e🤗

Mitohy atrany ny lalao tsika🤗
02/02/2026

Mitohy atrany ny lalao tsika🤗

🎉🥳 CADEAUX BONNE ANNÉE ‼️🤗Atombotsika amin'izay ary ny lalao ankitsapaka izay hazahoana : - Tantely 1L                  ...
06/01/2026

🎉🥳 CADEAUX BONNE ANNÉE ‼️

🤗Atombotsika amin'izay ary ny lalao ankitsapaka izay hazahoana : - Tantely 1L
- Tantely 1/2L
-Crédit carte ( Telma 4, Orange 3, Airtel 3)

Tsotra kely ny conditions antsika✨✨
🩸Asio j'aime ity pub ity.
🩸 Abonné'na ity pejy ity.
🩸Manasa olona 5minimum hi s'abonner ny page sady asaho izy hilalao koa. (Phrase iray 1 fotsiny dia mety☺️).
🩸 Partagez en mode public ito publication ito.
🩸Apetrao eo ilay crédit ilainao (hafantarana ny carte halefa any raha ianao no voasarika).
🩸 Partager'o amin'ny groupe 2 misy anao ity publication ity.

NB: Tsy limité tsika amin'ny date izy ity fa ataotsika mahatratra 200 personnes max dia efa ataotsika ny ankitsapaka🤗🤗 Ataotsika live mintsy mba tsy hisy an'ilay hoe miangatra. Ny mahazo voalohany (Tantely 1L). 2éme (tantely 1/2L) , ary ny 10 ambony dia mahazo crédit.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MSH Bio by SJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share