Mme Rasera sy Naina

Mme Rasera sy Naina Mangataka vavakasy fanampiana hoan in ireo malala tanana hoan izy

ireo

14/08/2024

Salama tompoko misy zoky olona mananontena Miangavymba mangataka fanampiana fa malemy ny zanany lahy matoa i Naina efa 42 taona tsy manambady, kanefa tsy manana fidiram bola izy ka tena sahirana na @ sakafo,efa tsy tsaboina intsony mo izy fa amizao fotsiny
Ety 67ha parking no misy azy hoan izay hijery azy mianaka
Io ny numéro an i hoan izay hanampy
I Solo zanany lahy faharoa izay mpanjaitra kiraro mo no mandray ny antso hoan izay hanamarina ka hanome fanampiana azy ireo
Misaotra tompoko d Andriamanitra anie hanonintra an izay homenareo azy ireo
Anarana: Rasoanirina hanta
Orange: 0374275621
Telma:0388731392

14/08/2024
Salama tompoko misy zoky olona mananontena Miangavymba mangataka fanampiana fa malemy ny zanany lahy  matoa i Naina  efa...
03/08/2024

Salama tompoko misy zoky olona mananontena Miangavymba mangataka fanampiana fa malemy ny zanany lahy matoa i Naina efa 42 taona tsy manambady, kanefa tsy manana fidiram bola izy ka tena sahirana na @ sakafo,efa tsy tsaboina intsony mo izy fa amizao fotsiny
Ety 67ha parking no misy azy hoan izay hijery azy mianaka
Io ny numéro an i hoan izay hanampy
I Solo zanany lahy faharoa izay mpanjaitra kiraro mo no mandray ny antso hoan izay hanamarina ka hanome fanampiana azy ireo
Misaotra tompoko d Andriamanitra anie hanonintra an izay homenareo azy ireo
Anarana: Rasoanirina hanta
Orange: 0374275621
Telma:0388731392

Address

67ha Parking
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mme Rasera sy Naina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category