27/05/2026
Hi 👋
Mandalo fahasahiranana ka mihato indray aloha ny fanaovana mofomamy. Mamerina ny fialantsiny ho an'ireo efa nanao commandes mialoha ary misaotra hatrany amin'ny fahatokisanareo sy ny fahatsapanareo ny sedra andalovana amin'izao.
Fanja 😘