Sakafo Aroaina

Directions

Sakafo Aroaina Vos snacks préférés livrés en 2h chrono ! 🤩

MP 😎
07/10/2026

MP 😎

Izay mbola tsy nihinana goûter tao an-dakilasy dia misy banga be ny fiainany... 😜Io hitanareo io izao ilay "ramose masik...
22/09/2026

Izay mbola tsy nihinana goûter tao an-dakilasy dia misy banga be ny fiainany... 😜
Io hitanareo io izao ilay "ramose masika be" tao anaty hiran'ny , tao an-tsekoly ! 😆
Identifieo ilay namanao mitsakotsako matetika ao an-dakilasy 😋

 📸Aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny pejy, na miantso mivantana. fa vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po an...
10/09/2026

📸

Aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny pejy, na miantso mivantana. fa vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po anareo.

📸 Fotoana manokana niarahana tamin'ny 👉"Sakafo aroaina "👈 ambiance be mintsy💥 🤗

Orinasa Kely iray mamokatra ny produit
" SWEETY NUTS ".

Manandrama fa tsara an 😋 zahay efa nihinana 🤗. hitantsika eny @ grande surface ihany koa



Mazoto mandeha mianatra ny ankizy rehefa tsara ny goûter !😋
08/09/2026

Mazoto mandeha mianatra ny ankizy rehefa tsara ny goûter !😋

Faly ery aho nahita ny zanako nikitika paty... Hoy aho hoe, efa misy ny   amin'ny kapzô rahatrizay ! 🥰 Kinanjo izao no h...
25/08/2026

Faly ery aho nahita ny zanako nikitika paty... Hoy aho hoe, efa misy ny amin'ny kapzô rahatrizay ! 🥰
Kinanjo izao no hitako tao ambadiky ny varavaran'ny do**he... 😩

31/07/2026

Aza adino ny vatsy hanalana lalana ! 😊
Aza adino ihany koa ny goûter ! 😋

Haverinay ny volanao raha tsy livré ao anatin'ny adiny 2 ny commande-nao 🤥

25/07/2026

Tsy haiko ianareo fa tinay ilay 😜

Io no   aminy !Izy aloha dia vita avy amin'ny voanjo ! Raha cacahuètes izy dia hafa kely satria tsy mena ny lokony fa fo...
09/07/2026

Io no aminy !
Izy aloha dia vita avy amin'ny voanjo ! Raha cacahuètes izy dia hafa kely satria tsy mena ny lokony fa fotsy. Raha voandalana izy dia manify ny fonony. Raha ny tsirony kosa dia aleo ianareo no hitsara azy !
Ohatran'izao ny momba ny :
- Omby tsara anaty kitapo na poketra, tsy mibahana ary tsy mandoto !!
- Manome hafanana indrindra amin'izao ririnina izao
- Afaka tehirizina satria misy zip manidy azy
- Mety amin'ny olona tia mifampizara goûter ihany koa ! Ohatra hoe rehefa mijery baolina, na film na series, sns...

Efa afaka manjifa any isika na ao @ MP na Whatsapp 😋
- 1000 Ar izy raha eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao
- 1500 Ar kosa raha mila livraison ianao

Ianareo mpivarotra enta-madinika na épicérie koa dia afaka mi-commande, saingy izay tonga voaloha no raisina mialoha an !

30/06/2026

Les conditions générales de vente (CGV) en lien
👇👇👇

Address

Tana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Aroaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share