Le Paradis du Goût

Le Paradis du Goût Là où vos papilles seront comblées de delices

|| MANDARY COMMANDE IZAHAY PENTECÔTE SY LUNDI DE PENTECÔTE AN ||🍗 POULET LAQUÉ ENTIER 35.000 AR 🍗Efa marobe anie ny afa_...
07/05/2024

|| MANDARY COMMANDE IZAHAY PENTECÔTE SY LUNDI DE PENTECÔTE AN ||
🍗 POULET LAQUÉ ENTIER 35.000 AR 🍗

Efa marobe anie ny afa_po e😊 ka inona intsony no andrasana, ny fety hoavy😁 Mp malaky ary e🍗
na tsy eto tanà ary dia afaka andefasana koa ianareo any 🚐

* Hoanareo izay manomana fety ,toy ny anniversaire, Baptême, fiançailles,sns ... Ka mila zavatra matsiro dia aza misalasala mandefa ny commande_nareo fa vonona ny anome fahafaham_po anareo izahay 🥰

*Afaka miara_miasa amina orinasa, restaurant,sns...

Manao livraison izahay na koa afaka récupéré _nareo 😊

☎️034 94 366 27☎️

́


Salama daholo o👋Mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa 🥰Dia mbola mandray commande hatrany izahay an,30.000 ar ny...
26/04/2024

Salama daholo o👋

Mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa 🥰
Dia mbola mandray commande hatrany izahay an,
30.000 ar ny poulet laqué entier dia afaka ampiarahantsika amin'ny min_sao 🍝sy jus naturel 🍹ihany koa 😊
Manasa anareo hiditra mp avy hatrany na miantso ny laharana 👇

☎️034 94 366 27☎️

́

Salama tompoko 👋Mbola mitohy ny promotion antsika an 😍Poulet laqué entier bé izao no " 30.000 ar " fotsiny 🤤😱Alefaso ira...
23/04/2024

Salama tompoko 👋

Mbola mitohy ny promotion antsika an 😍
Poulet laqué entier bé izao no " 30.000 ar " fotsiny 🤤😱
Alefaso iray andro mialoha ary ny commande _nareo😊

Manao livraison izahay na afaka récupéré _nareo ihany koa!

Contact :034 94 366 27

́

Salama tompoko 👋Tongasoa eto Le Paradis  du Goût Ho fanombohan_tsika ny fiarahana dia ataontsika promotion be ny poulet ...
22/04/2024

Salama tompoko 👋
Tongasoa eto Le Paradis du Goût
Ho fanombohan_tsika ny fiarahana dia ataontsika promotion be ny poulet laqué 😊
30.000ar ny poulet laqué entier 😱
Oui,30.000ar fotsiny ny poulet laqué mandritra ity herinandro ity 😊
Koa aza tara ary, alefaso iray andro mialoha ny commande _nao 😊

Contact :034 94 366 27
́

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Paradis du Goût posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category