12/02/2026
BONN, Allemagne 🇩🇪✨
Tena tonga any mihitsy ny Pâtes aux légumes Mama ❤️
Avy eto Madagasikara…mankany amin’izao tontolo izao 🌍
Tsy amelan-tsika raha tsy feno an-tsika izao tontolo izao an!!!💪🔥
Ho an’ny vehivavy sahy manonofy sy sahy mihetsika: ny Nofy no tonga Nofo