27/06/2023
"ApĂ©ros et Amuse-Bouches, sucrĂ©s et salĂ©s! đœïžđ"
Izahay eto amin'ny Tsiro hafakely dia faly manolotra anareo karazana apĂ©ro sy amuses-bouches, na mamy na masira mba anomezana fahafaham-po ny rehetra đŽđ
đź Mini Quiches, Mini Pizza, Mini Wrap, Mini Burger, Mini FeuilletĂ©es, CanapĂ©, Verrine, ...
đ© Mini Cupcake, Mini Viennoiserie, Mini Tartelettes, Mini GĂąteaux, Cygne, Ăclair, Brochettes de Fruits, ...
Ho anao izay mikarakara fety miaraka amin'ny namana na mpiara miasa na fianakaviana na ihany koa hetsika maro samihafa.
Ankalazao ny fotoana ny fifampizarana sy ny fiaraha-mientana amin'ny alalan'ny fankafizana Apéros et Amuse-Bouches sucrés et salés an'i Tsiro hafakely .
đ Raha andefa commande dia antsoy ny 034 74 442 45 / 033 04 380 24 na tongava ao amin'ny hafatra miafina.
Andao iaraka hamoronana fahatsiarovana sy tsiro hafakely tsy hay hadinoina miaraka e đđ