16/11/2024
Miarahaba e!
Atody vaovao hatrany no omena antsika. Akoho voakarakara tsara ara-pahasalamana ka:
- manome atody ara-pahasalamana,
- manome atody manomboka 60g no miakatra
- akoran'atody mafy tsara noho ny fahampian'ny caclium sy
fitoniana/filaminan'ny toeram-piompiana
Raha liana ianao dia antsoy ny 034 93 076 75.
Toerana Sabotsy Namehana sy Mahitsy.
Chaque œuf est livré avec une petite dose de bonne humeur!