06/01/2026
Miarahaba tompoko ,
NOMENA LIVRAISON :
dia afaka manolotra service hoanao amin'ny resaka course na livraison eto Antananarivo!
Maka na manatitra colis isan-karazany
Mandoha facture Jirama...sns
Miantsena @ izay toerana hilainao
Mividy fanafody eny @ Pharmacie sy ireo irakiraka mety hilanao nefa tsy afaka mandeha...
vonona hanome fahafam-po hoanao izaho , ka afaka miantso ny laharana téléphone :
033 07 523 63
Mirary soa dia afaka mandray anao manomboka @ 9 ora maraina , ary ny sarany service dia mirary.
mankasitraka indrindra🙏