Tsevro Miam

Tsevro Miam MIAM dia orinasa mamokatra tsakitsaky "spécialités indiennes" vita malagasy : Tsevro, Pôbary, Voanjo

Alefa BAREA AA🇲🇬 Manandratra avo an'i Madagascar. ‼️ FA AZA ADINO NY MIVIDY   alohan'ny hanombohan'ny lalao an...Alefa B...
30/08/2025

Alefa BAREA AA
🇲🇬 Manandratra avo an'i Madagascar.

‼️ FA AZA ADINO NY MIVIDY alohan'ny hanombohan'ny lalao an...
Alefa BAREA...

🔥 MIAM à la FIM 2025 – Stand 303 au CCI Ivato.Vous aimez les snacks aux saveurs uniques ?‼️ Découvrez MIAM, le spécialis...
20/05/2025

🔥 MIAM à la FIM 2025 – Stand 303 au CCI Ivato.

Vous aimez les snacks aux saveurs uniques ?

‼️ Découvrez MIAM, le spécialiste des snacks indo-malgaches !

✅️ TSEVRO au goût authentiquement indien
✅️ Pobary et voandana typiquement malgaches, subtilement assaisonnés à l’indienne.

Une expérience gustative inédite vous attend !
Venez nous rencontrer au Stand 303 à la Foire Internationale de Madagascar :

👍Dégustations gratuites
👍Ambiance MIAM garantie
👍Opportunités de partenariat

Plus que 2 jours ! On vous attend nombreux.

🔥 INDE SY MADAGASCAR AO ANATY FONOSANA MIAM IRAY😍😍Tsy nisy nanao izany mba ho anao, fa MIAM no sahy!!..⁉️ INONA ILAY FON...
15/05/2025

🔥 INDE SY MADAGASCAR AO ANATY FONOSANA MIAM IRAY😍😍

Tsy nisy nanao izany mba ho anao, fa MIAM no sahy!!..

⁉️ INONA ILAY FONOSANA MIAM..
✅️ TSEVRO: Tsiro avy amin'ny fombandrazana indiana, ary ilay tena izy. Izay mbola nampiavaka an'ny MIAM hatrany. Ary mitondra makany Inde amin'ny alalan'ny tsiro sy hanitra❤️😍

✅️ POBARY : Tsy mitovy amin'ilay mahazatra fa manome fahafinaretana izany no misy hanitra hafa mihitsy😍
✅️ VOANDALANA : Avy eto ihany, izay tsakitsaky isan'ny mampiavaka ny Malagasy, fa nohaingoana kely fotsiny ho tonga snack tena miavaka indrindra. Izay efa nanandrana moa dia tongany tany Inde tsara ny ampahany 😁😍

🔥 Tantara, kolontsaina, kalitao. Tonga miaraka amin’ny tsiro iray.

🔥 MIAM dia mpamokatra tsakitsaky manambatra an’i Inde sy Madagasikara
Tongava mandrana.

❗️Dia aza adino ihany koa fa isan'ireo mpandray anjara amin'ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) izay atao eny amin’ny CCI IVATO ny MIAM ka tongava manandrana, tongava hiaraka hiasa...

Address

Ouest-Ambohiijanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261340443048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsevro Miam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsevro Miam:

Share

Un produit de MIAM

Tsevro est un produit fabriqué entièrement à Madagascar et suivant la recette originale indienne.