Callachou

Call Directions

Callachou Pâtisserie - Snack - Service traiteur

✨ Quand le design rencontre la gourmandise ✨🎂 Un magnifique gâteau en chantilly, sublimé par de délicates décorations en...
04/06/2026

✨ Quand le design rencontre la gourmandise ✨
🎂 Un magnifique gâteau en chantilly, sublimé par de délicates décorations en gumpaste pour un rendu chic et raffiné.
💖 Parce qu’un événement spécial mérite un gâteau à son image, nous réalisons vos commandes avec soin et passion.
⚠️ Boules décoratives non comestibles.
📩 Passez en MP pour vos commandes et réservations.

22/05/2026

Ito koa tena be mpitia an 🥰

MP izay mila gâteau mamikely 🥰
22/05/2026

MP izay mila gâteau mamikely 🥰

Regarde la vidéo de Naddia Andrialalaina.

🎉 Mikarakara batemy, batisa, kominio na lanonana manokana ve ianao?Avelao ho anay ny fikarakarana rehetra amin’ny sakafo...
29/03/2026

🎉 Mikarakara batemy, batisa, kominio na lanonana manokana ve ianao?

Avelao ho anay ny fikarakarana rehetra amin’ny sakafo sy zava-mamy 🍰
✔️ Gâteau tsara tarehy sady matsiro
✔️ Petits fours miavaka
✔️ Jus sy sakafo isan-karazany

💯 Kalitao tsara, vita am-pitiavana, ary mifanaraka amin’ny teti-bolanao

⏳ Voafetra ny isan’ny commande afaka raisina
📩 Alefaso MP dieny izao ny commande-nao
📞 0340700126 | WhatsApp: +261340700126

🎂 Commandez votre gâteau chez Callachou ! 🎉Izahay dia mandray commande gâteau personnalisé na tsotra, ho an’ny ankizy sy...
26/03/2026

🎂 Commandez votre gâteau chez Callachou ! 🎉
Izahay dia mandray commande gâteau personnalisé na tsotra, ho an’ny ankizy sy olon-dehibe, mifanaraka amin’ny goût sy thème tianao ✨

📩 Alefaso MP ny commande-nao dia ho karakarainay am-pitiavana 💖

24/03/2026

Cocktail déjeunatoire, EKAR FARAVOHITRA
MP si intéressé. Prix flexible suivant votre budget

🎂 Gâteaux personnalisés ou pas 🥰 Izay tianao no ataontsika 😊🥰 Ireto aloha ny santionany ho an’ny ankizy dia alefantsika ...
24/03/2026

🎂 Gâteaux personnalisés ou pas
🥰 Izay tianao no ataontsika 😊
🥰 Ireto aloha ny santionany ho an’ny ankizy dia alefantsika indray rehefa avy eo ny an’ny lehibe
🥰 Raha misy modèle tianao dia alefaso MP jerentsika

🎉 Manantitra ny fisaorana sy ny firarian-tsoa ho anareo mpanambady nisafidy anay tamin’ny andro malazanareo🥰 Tsito sy Na...
24/03/2026

🎉 Manantitra ny fisaorana sy ny firarian-tsoa ho anareo mpanambady nisafidy anay tamin’ny andro malazanareo
🥰 Tsito sy Natacha: gâteaux individuels 170p, 4 têtes, jus naturels
🥰 Fandresena sy Tsiory: gâteaux par table 16x8p, 4 têtes
🥰 Michael sy Stéphanie: gâteaux GM 80p, 3 têtes
🥰 Mariage civil à Anosy Avaratra: 30 gâteaux individuels en barquette, 30 petits fours en barquette, 67HA: Cupcakes, petits fours en barquette
🎉 Ho anao izay mikarakara raharaha koa, manasa anao andefa ny commandenao ao amin’ny MP

🙏 Mankasitraka anareo nametraka fitokisana taminay tamin'ireto asa ireto:🥰 Madatriso: cocktail déjeunatoire 50p🥰 Madatri...
24/03/2026

🙏 Mankasitraka anareo nametraka fitokisana taminay tamin'ireto asa ireto:
🥰 Madatriso: cocktail déjeunatoire 50p
🥰 Madatriso: Déjeuner servi 30p
🥰 Madatriso: Gâteau & cupcakes 120p
🥰 Famille Rabary : Cupcakes 200p
🥰 Association Fanoitra: Sandwiches 200p
🥰 FPVM Amoronakona: Fifohazana: gâteau 80p Diakona: Gâteau 40p, Komity 5ème: flan.30, madeleine 90, cake 15
🥰 FJKM Ambatonakanga: STK: Gâteau 30p, petits fours 600p, Gâteau 40p
🥰 FJKM Tranovato Faravohitra, SA: donuts 150p
🥰 FPVM Ankadikely, Komity 20ème: petits fours 200p, terrine 1kg,
🥰 Fifampiarahabana familles: Opy fish: Gâteau 200k, petits fours 530, famille Razafimaniraka: Gâteau 80, famille Rabemanotrona Gâteau 80p, Famille Ankadikely : Gâteau 20p
🥰 Déjeuner Anosibe: petits fours 440p, terrines 5kg
🥰 Diverses commandes de gâteaux, jus et petits fours
🎉 Ho anao koa, raha mila gâteaux, petits fours, boissons, sakafo, décorations sns...dia manasa anao hiditra MP

Address

67HA
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:30
Tuesday 07:30 - 19:30
Wednesday 07:30 - 19:30
Thursday 07:30 - 19:30
Friday 07:30 - 19:30
Saturday 07:30 - 19:30

Telephone

+261340700126

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Callachou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share