KISS FY

KISS FY Monba ny volo irery iany
🍒🍒🍒🍒🍒🍒

❌Aza avela ho tsy misy tanteraka ilay volo vao tsaboina fa rehefa itanao manomboka :Sola,mihongotra, manify kely, tsy me...
28/08/2026

❌Aza avela ho tsy misy tanteraka ilay volo vao tsaboina fa rehefa itanao manomboka :Sola,mihongotra, manify kely, tsy mety lava, tsy mety maniry, lasa makiana be dia tonga dia karakarao .
Ka ho anao manana 1 aminio olany volo ambony io dia tsaboy haingana aminy ity👉Game extra poussé 👈ity satria:
✅Manalava volo haingana
✅Mampijanona volo mihongotra
✅Mampaniry volo sola
✅Manatevina volo manify
✅Manalefaka volo manify

🌿☘️Produits naturel 🍀🌱 ary efficace

Ka raha misy 1 aminireo olana reo aminy volonao dia mandefa msg(mp) :ireto avy problème voloko inona solution?
Tsy manome produits ampiasainao izahay raha tsy fantatra hoe inona ilay olany volonao, mifanararaka aminy olany volonao ny produits izay proposenay aminao
🌹Maro ny Karazany produits mombany volo ato aminay ka izay antony anontanianay mialoha ilay olanao vao mividy produits enao

Fa prix produits : 8000 dia efa mahazo

💰✨ TE-HANODINA VOLA HAINGANA VE IANAO? MITADY PRODUIT MORAHY VAROTRA? ✨💰💇‍♀️ MENAKA FANAVALANA VOLO – PRODUIT TENA METY ...
26/08/2026

💰✨ TE-HANODINA VOLA HAINGANA VE IANAO? MITADY PRODUIT MORAHY VAROTRA? ✨💰

💇‍♀️ MENAKA FANAVALANA VOLO – PRODUIT TENA METY AMIN’NY VAROTRA! 🌿💖

Ho anareo rehetra tompona Salon de Coiffure, mpivarotra produits de beauté, revendeuse, na izay mitady activité kely hahazoana tombony, manana tolotra mety aminareo izahay! 😍

🌸 Ity menaka fanavolana volo ity dia natao ho an’ny fikarakarana volo, indrindra ho an’ireo mitady:
✨ Hanampy amin’ny fikolokoloana ny volo
✨ Hanome hamandoana sy fikarakarana tsara
✨ Hanampy amin’ny fikojakojana volo malefaka sy tsara endrika
✨ Hikarakarana volo maina, mora tapaka na simba
✨ Hanohana ny routine de soin an’ny volo

🔥 Fa ny tena mahaliana: tsy voatery hampiasa azy ho anao ihany ianao!

👉 AZO IVAROTANA KOA! 💰

Raha manana Salon de Coiffure ianao, afaka ampidirinao ao amin’ny produits ampiasainao amin’ny cliente.

Raha mpivarotra produits de beauté ianao, afaka ataonao ao anatin’ny entana amidinao.

Raha te-hanomboka petit commerce ianao, afaka manomboka amin’ny quantité mifanaraka amin’ny budget-nao, dia mamerina manodina ny vola rehefa misy mpividy. 💸📦

🤝 MISOKATRA AMIN’NY FIARAHAMIASA IZAHAY!

Mitady olona te hiara-hiasa aminay izahay:
💇‍♀️ Salon de coiffure
🛍️ Revendeuse / mpivarotra produits
💄 Boutique de beauté
📱 Mpivarotra amin’ny Facebook & réseaux sociaux
👩‍💼 Olona te hanomboka varotra kely

🌿 Produit mora ampidirina amin’ny varotra, mora aseho amin’ny cliente, ary mety amin’ny activité de revente.

💬 Raha liana ianao dia MANDEHANA MP izao ihany!

Soraty fotsiny hoe:
👉 “TE-HIVAROTRA”

Dia omena anao ny prix revendeur, quantité, modalités de commande ary ny fomba fiaraha-miasa. 📦💰

❤️ Aza miandry ela vao manomboka.
Ny varotra kely atomboka androany dia mety ho lasa activité lehibe rahampitso! 🚀

🌸 MENAKA FANAVALANA VOLO — ho an’ny fikarakarana volo, ary mety ho produit tsara ampidirinao amin’ny varotrao.
🤝✨
mazava hoazy fa maka 10 mihoatra enao dia mahazo prx dia gros

coucou ❣️ efa nampiasa aty produit kou ty ve nareo ❣️🥰😳 Volo sola ve? STOP ✋Tsy mila complex intsony ianao!✨ Huile Repou...
21/08/2026

coucou ❣️ efa nampiasa aty produit kou ty ve nareo ❣️🥰
😳 Volo sola ve? STOP ✋
Tsy mila complex intsony ianao!

✨ Huile Repousse by Må beauté
→ Mameno faritra sola
→ Manalava haingana
→ Mampitsahatra volo miongotra

💚 100% naturel
💚 Résultat tena hita maso

👀 Andramo dia ho hitanaoRepousse





Bonjour 😊 anoboka indray ny menaka ato fa aiza miala fa vita alo Zay vacances ehh 🎀🎀💕💕💕💕
11/08/2026

Bonjour 😊 anoboka indray ny menaka ato fa aiza miala fa vita alo Zay vacances ehh 🎀🎀💕💕💕💕

30/07/2026


Bonsoir
30/07/2026

Bonsoir

30/07/2026






Salama efa napiasa azy reto ve enao io 🎀🎀🎀🎀🎀
30/07/2026

Salama efa napiasa azy reto ve enao io 🎀🎀🎀🎀🎀



Coucou mes loulous 🌼 🌸 Karakarao voajanahary ny volonao miaraka amin'ny Kiss FY.✔️ Manampy amin'ny fikarakarana ny volo....
29/07/2026

Coucou mes loulous 🌼
🌸 Karakarao voajanahary ny volonao miaraka amin'ny Kiss FY.
✔️ Manampy amin'ny fikarakarana ny volo.
✔️ Mety hanampy hampihena ny fahatapahan'ny volo.
✔️ Manampy hitazona volo ho salama sy matanjaka.
Fa mialo Zay alo abonné pages raha bola tsy abonné enao


29/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fitia Aina Fitia, Mirado Roland Fanomezantsoa, Mahery Bertho, Diallo Ghouraissy

Indirizzo

Ficuzza
TANAVIL

Sito Web

Notifiche

Lasciando la tua email puoi essere il primo a sapere quando KISS FY pubblica notizie e promozioni. Il tuo indirizzo email non verrà utilizzato per nessun altro scopo e potrai annullare l'iscrizione in qualsiasi momento.

Scelte rapide

Condividi

Digitare