STAR Madagascar

STAR Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STAR Madagascar, Rue Drive Raseta Andranomahery, Antananarivo.
(2)

📢 Ehhh ohhhh, mafanaaaa !! Iza koa no manimanina caprice bonbon anglais bien glacé eny amoron-dranomasina ? 😎🏝📸 Ataovy a...
22/08/2026

📢 Ehhh ohhhh, mafanaaaa !!

Iza koa no manimanina caprice bonbon anglais bien glacé eny amoron-dranomasina ? 😎🏝

📸 Ataovy ao anaty commentaire ilay sary mahafinaritra miaraka amin’ny Caprice👇

📢 Mandritra ny "Semaine du Génie Électrique 6.0" dia handray anjara amin’ny famelabelaran-kevitra i Jedidya RASOLOARITIA...
22/08/2026

📢 Mandritra ny "Semaine du Génie Électrique 6.0" dia handray anjara amin’ny famelabelaran-kevitra i Jedidya RASOLOARITIANA, Responsable Maintenance Opérationnelle ato amin'ny STAR.

🗓️ Alakamisy 27 Aogositra, amin’ny 11 ora hatramin’ny 12 ora atoandro, ao amin’ny ESPA Vontovorona, Salle de Thèse.

🎯 Lohahevitra : "Les compétences de demain : moteur de la transformation de l’industrie électrique"

🤝 Tongava maro !

📌 Handray anjara amin’ny "Semaine du Génie Électrique 6.0" ny STAR. Hetsika hotanterahana ny 25 sy 26 Aogositra 2026 eny...
21/08/2026

📌 Handray anjara amin’ny "Semaine du Génie Électrique 6.0" ny STAR. Hetsika hotanterahana ny 25 sy 26 Aogositra 2026 eny amin’ny Stade Barea Mahamasina, Esplanade Sud.

🤝 Amin’ny maha mpanohana ofisialy ny hetsika an'ny STAR, dia hisy toerana natokana handraisana CV sy hifaneraserana amin’ireo tanora sy efa matihanina liana amin’ny tontolon’ny asa.

🏆 Hisy ihany koa ny fanolorana loka ho an’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana tetikasa, ho fanomezana lanja ny fahaiza-mamorona sy ny fanavaozana eo amin’ity sehatr'asa ity.

📍Tohanantsika hatrany ny talenta Malagasy !

Misandrahaka manerana ny Faritra Vakinankaratra, Amoron'i Mania ary Matsiatra ambony ireo tantsaha mpiara-miombon'antoka...
20/08/2026

Misandrahaka manerana ny Faritra Vakinankaratra, Amoron'i Mania ary Matsiatra ambony ireo tantsaha mpiara-miombon'antoka amin'ny MALTO amin'ny fambolena "orge". Fiaraha-miasa miorina amin'ny fifampitokisana, fifanohanana ary finiavana hiara-handroso. 🌾🤝

🕊✨️
18/08/2026

🕊✨️

🤩 Fisaorana mitafotafo no atolotra ireo rehetra niara-nientana tamin'ny fanatanterahana ny STAR TOUR Mahajanga. Hisaoran...
17/08/2026

🤩 Fisaorana mitafotafo no atolotra ireo rehetra niara-nientana tamin'ny fanatanterahana ny STAR TOUR Mahajanga. Hisaorana ireo manam-pahefana isan-tsokajiny eto amin'ny tanànan'i Mahajanga, mpitandro ny filaminana, mpitsabo, mpamony voina, mpikarakara sy mpiara-miombon'antoka isan-karazany, mpanakanto, mpanentana, mpanao gazety ary influenceurs.

⭐Fa indrindra indrindra, isaorana ianareo mpanjifa sy mpankafy an'aliny tonga niara-nifaly taminay nandritra ny telo andro !

Aiza indray ny manaraka ? 🤔😉

🌿Vao vita ny STAR TOUR tety amin'ny Bord dia efa miroso tsikelikely amin'ny fanadiovana sy fandaminana isan-karazany ny ...
17/08/2026

🌿Vao vita ny STAR TOUR tety amin'ny Bord dia efa miroso tsikelikely amin'ny fanadiovana sy fandaminana isan-karazany ny ekipan'ny STAR ho famerenana amin'ny laoniny ny toerana nanatanterahana ny lanonana.

👉Hisy ihany koa fiaraha-mientana amin'ny pompier eto Mahajanga ka isaorana azy ireo sahady izany !

🔥Noho ianareo, nafana dia nafana ny fiarahana tety amin'ny bord tamin'ity alahady hariva ity ! Soa foana ny fiarahantsik...
16/08/2026

🔥Noho ianareo, nafana dia nafana ny fiarahana tety amin'ny bord tamin'ity alahady hariva ity !

Soa foana ny fiarahantsika 🍻🍻

16/08/2026

Address

Rue Drive Raseta Andranomahery
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30

Telephone

23 277 11

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STAR Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to STAR Madagascar:

Shortcuts

Share