16/07/2025
🦐 ARRIVAGE DU JOUR — CREVETTES FRAÎCHES ! 🦐
Bonne nouvelle pour les amateurs de crevettes ! 🌊
Nous venons de recevoir un nouvel arrivage de crevettes fraîches, prêtes à régaler vos papilles.
✅ Qualité : GM (grosses crevettes)
✅ Sans tête
✅ Prix : 35 000 Ar le kg
✅ Livraison à domicile
📩 Passez votre commande dès maintenant en message privé ou par téléphone. Quantités limitées, premier arrivé, premier servi !
Merci pour votre confiance et à très vite pour votre livraison !
---
🦐 TONGA NY CREVETTES VAOVAO — CREVETTES FRAÎCHES ! 🦐
Vaovao mahafaly ho an’ireo tia sakafo an-dranomasina ! 🌊
Tonga soa aman-tsara ny crevettes vaovao sy madio, vonona hanatsara ny latabatrao androany.
✅ Kalitao : GM (lehibe)
✅ Tsy misy loha
✅ Vidiny : 35 000 Ar/kg
✅ Sur livraison (araka ny toerana misy anao)
📩 Alefaso izao ny commande nao amin’ny hafatra mivantana na antsoy izahay. Voafetra ihany ny entana — izay Tonga aloha no mahazo !
Misaotra betsaka amin’ny fitokisana, ary manantena ny hiara-miasa aminao tsy ho ela !