Mofo Akondro BENOIT

Mofo Akondro BENOIT Tsiron’ny mofo akondro Malagasy tena izy, vaovao isan’andro! 🍌🥯 Tsara ho an'ny sakafo maraina, na atao goûter, na fanomezana ho an'ny havana.

Mofo akondro Benoit dia manolotra mofo akondro mamy sy matsiro, vita avy amin'ny akondro voafantina tsara. Tongava hanandrana ny tsironay manokana!

le goût du m**o akondro benoit
01/05/2026

le goût du m**o akondro benoit

manotrona ny fankalazana ny faha 90taona ny sekoly jj Rabearivelo ny m**o akondro Benoît
01/05/2026

manotrona ny fankalazana ny faha 90taona ny sekoly jj Rabearivelo ny m**o akondro Benoît

makasitraka anareo zay Nanjifa teny @ LATABATRA ary misoatra ny mpikarakara ko ee
20/04/2026

makasitraka anareo zay Nanjifa teny @ LATABATRA ary misoatra ny mpikarakara ko ee

Tongava maro 😉 tarito ny namana ijery ny abehany sy anandrana ny tsirony fa Tonga de babo ah 🎊💓Ato am' M**o Akondro BENO...
18/04/2026

Tongava maro 😉 tarito ny namana ijery ny abehany sy anandrana ny tsirony fa Tonga de babo ah 🎊💓

Ato am' M**o Akondro BENOIT . ihany ianareo mahita anizany 🤤🍌
Tongava maro rahampitso fa mbola tsy tara 📢

Ety am CCI Ivato ny fotoana ary ehh💥

Tohano ny nahandro GASY😍
✅ Abonnez-vous
☎️ Contact : 034 08 355 63

❤️

👋 Salama jiaby o 🌹✅ Efa kely sisa dia ho tonga ilay fotoana nifanomezantsika etsy @ CCI Ivato an 😜Ho hitanareo eny @ Sta...
10/04/2026

👋 Salama jiaby o 🌹
✅ Efa kely sisa dia ho tonga ilay fotoana nifanomezantsika etsy @ CCI Ivato an 😜

Ho hitanareo eny @ Stand eny izahay eto @ Pejy M**o Akondro BENOIT 🍌 raha te hanandrana ilay tsirona tena m**o akondro mahafa-po ianao dia tongava 🤤
🫸 Indrindra ho anareo izay tia misakafo 😭

🔰 FANAZAVÀNA FANAMPINY :
🗓 Samedi 18 avril : 11h-21h
🗓 Dimanche 19 avril : 11h-19h
📍CCI IVATO
🎟️ Tarifs : Adultes 10 000 Ar | -10 ans 5 000 Ar | -5ans gratuit
🍲 Sélection de +80 stands food
🎤 Concerts et Live Music
👶🏾 Fun Zone avec jeux pour les grands et les petits
🤩 Animations inédites
Contact : 0340835563

02/04/2026
🍌✨ **M**o Akondro Benoit ao amin’ny LATABATRA Food Festival!** ✨🍌Tongava hiaraka aminay amin’ny hetsika lehibe indrindra...
17/03/2026

🍌✨ **M**o Akondro Benoit ao amin’ny LATABATRA Food Festival!** ✨🍌

Tongava hiaraka aminay amin’ny hetsika lehibe indrindra ho an’ny mpankafy sakafo 😋🔥
📍 **CCI Ivato**
📅 **18 & 19 Avril**

👉 Ho hitanao ao ny m**o akondro matsiro sy mafana 💛
👉 Tsara ho an’ny fianakaviana, namana, sy ny rehetra tia sakafo Malagasy

Aza adino fa:
🍴 +80 stands
🎶 Mozika mivantana
🎉 Animations & Kids zone

Tongava maro e!
**Miandry anao izahay ao amin’ny stand M**o Akondro Benoit!** 🙌

**oAkondroBenoit

14/03/2026

🍌 M**o Akondro Benoit 🍌

Matsiro sy mafana foana! 😋
Jereo ity vidéo ity.

🎥 Vidéo nataon’i Niu Raza
**oAkondroBenoit

10/03/2026
hoanareo bandy  itondra ny ankizinareo  , ampihinano m**o akondro den 'izao izy mba ho tsarony foana enao
14/02/2026

hoanareo bandy itondra ny ankizinareo , ampihinano m**o akondro den 'izao izy mba ho tsarony foana enao

annexe ivato horizo
26/11/2025

annexe ivato horizo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mofo Akondro BENOIT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category