12/03/2026
Salama daholo, betsaka ny manontany hoe tsy manao gâteau intsony ve Sublime Slice? Hatreto aloha mbola tsy afaka mandray commande izahay noho ny olana ara-teknika🥲
Miteny anareo eto ihany rehefa miverina mandray commande☺️
Mankasitraka fona anareo rehetra clients🥰 ho avy tsy ho ela izahay❤️…
Merci pour votre compréhension.
Sublime Slice