Rhum arrangé Paré

Rhum arrangé Paré Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum arrangé Paré, Grocers, Tana, Antananarivo.

02/09/2026

Ilay parfum tena andrasanao indray ary lazaina anay eh.
Livraison rapide
📞0382121874🥃🥃🥃

30/08/2026

Coucou, lany tanteraka ny parfum litchi, tsy misy intsony.
Mankasitraka anareo nanjifa ❤️❤️❤️

Sa asiana tsaky🥰🤩🥃🥃🥃
21/08/2026

Sa asiana tsaky🥰🤩🥃🥃🥃

16/08/2026

Une petite dose de bonheur, ça ne se refuse pas, Avec Paré, on partage, on discute, on rigole… et on consomme avec modération 🥃

13/08/2026

🥃 Vera iray dia mampinamana ❤️
Misotroa am-pahamendrehana, misakafo tsara, misotroa rano betsaka.
Paré

Tianareo be ity parfum iray ity. Dia ahoana raha tsy misy intsony io? 🤪👋👋👋Miakatra be mantsy ny vidin'ny vanille🥰
11/08/2026

Tianareo be ity parfum iray ity. Dia ahoana raha tsy misy intsony io? 🤪👋👋👋Miakatra be mantsy ny vidin'ny vanille🥰

Rehefa tsy afaka manao récupération eto andrefan'ambohijanahary ianao dia aterinay any aminao ny rhum arrangé Paré 📞☎️📱📞...
08/08/2026

Rehefa tsy afaka manao récupération eto andrefan'ambohijanahary ianao dia aterinay any aminao ny rhum arrangé Paré 📞☎️📱📞📞0382121874❤️🥰❤️
Vera iray dia mampinamana ❤️

07/08/2026

Zoma androany, averiko iany zoma androany 🥃🥃🥃

Izahay toujours paré 🥰🥰🥰parfum disponible:cola gingembre miel 🍯🍯🍯litchi cannelle vanille miel 🍯🍯🍯fitsaVera iray dia mamp...
03/08/2026

Izahay toujours paré 🥰🥰🥰
parfum disponible:
cola gingembre miel 🍯🍯🍯
litchi
cannelle vanille miel 🍯🍯🍯
fitsa
Vera iray dia mampinamana🥃🥃🥃🥃

Masaka tsara koa ny cannelle vanille+🍯🍯🍯. Raha Mbola tsy nisotro ianao dia antsoy ah fa anaterako.rhum arrangé   arrangé
25/07/2026

Masaka tsara koa ny cannelle vanille+🍯🍯🍯. Raha Mbola tsy nisotro ianao dia antsoy ah fa anaterako.
rhum arrangé arrangé

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum arrangé Paré posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category