Laï Tsock Ivato

Laï Tsock Ivato Laï Tsock - Restaurant chrétien : repas bénis et gourmands 🙏🍽️

Retour Mamy kely ❤️ avy an’ny amin’ny client mahafinaritra be 🥰🫶🏽Aty aminay malalaka, afaka manao commande izay sakafo i...
16/09/2026

Retour Mamy kely ❤️ avy an’ny amin’ny client mahafinaritra be 🥰🫶🏽

Aty aminay malalaka, afaka manao commande izay sakafo ilaina Sy izay mahafapo anao, avy eo rehefa voky dia afaka mi s’amuse kely 😅

🍜✨ Mine Sao Spécial iza no mbola tsy nanandrana 😋?Tongava raha te hahafantatra  ny tsirony pâte fait maison 🤫👨‍🍳🍝 Misy n...
12/09/2026

🍜✨ Mine Sao Spécial iza no mbola tsy nanandrana 😋?Tongava raha te hahafantatra ny tsirony pâte fait maison 🤫👨‍🍳

🍝 Misy nouilles ihany koa ato aminay a 😍, ilay pâte sèche izay tena tinareo be ❤️🔥

04/09/2026

🍚✨ Riz cantonais chez Laï Tsock ! 😋🔥
Savoureux et préparé avec amour ❤️😍

Faly foana izahay rehefa hafa-po ianareo client 🥰. Mbola vonona foana izahay hizara ny tsara indrindra ho anareo 🤝💖🌟Mank...
26/08/2026

Faly foana izahay rehefa hafa-po ianareo client 🥰.
Mbola vonona foana izahay hizara ny tsara indrindra ho anareo 🤝💖🌟
Mankasitraka amin'ny fahatokisana ☺️🤝💖🌟

Iza indray ary ireo mpankafia échine🥩 toa an'i Odyai ato o? Ety amin'ny Laï Tsock ny rendez-vous amin'ity faran'ny herin...
21/08/2026

Iza indray ary ireo mpankafia échine🥩 toa an'i Odyai ato o?

Ety amin'ny Laï Tsock ny rendez-vous amin'ity faran'ny herin'andro ity a🎉✨

Tongava raha te hihinana Échine matsiro 😋. Taomy foana ny fianakaviana .

Tsy misy mody raha tsy efa voky sy hafa-po avokoa☺️

☎️Contact:
Laï Tsock Ivato: 038 15 604 58
Laï Tsock Antsakaviro: 034 11 473 47

Ivato Antsakaviro

🥰🍜 Anisan'ny sakafo tena tianareo indrindra ato aminay ny Tsock 🍲💗Amin'izao harivariva mangatsiatsiaka izao ❄️🥰, hoento ...
14/08/2026

🥰🍜 Anisan'ny sakafo tena tianareo indrindra ato aminay ny Tsock 🍲💗

Amin'izao harivariva mangatsiatsiaka izao ❄️🥰, hoento ny fianakaviana hiara-hihinana 😋🍜👨‍👩‍👧‍👦

🍲 Tsock PM
🍲 Tsock GM
🍲 Tsock aux Fruits de Mer 🦐🦑
...............

09/08/2026

✈️🇲🇬❤️ Nandalo an tanindrazana ireto fianakaviana ireto ary nisafidy ny Laï Tsock 🍽️🥰 hihaonana sy hiara-paly amin’ireo havany. 👨‍👩‍👧‍👦❤️

🎉 Fihaonana • Anniversaire • Surprise • Événement manokana

🤗 Avelao izahay hanampy anao ✨

📲 Réservez votre moment chez Laï Tsock ! ❤️🍽️

🇲🇬❤️

Maibahoaka Ivato
038 15 604 58

01/08/2026

Tantara mamy niseho teto amin'ny Laï Tsock:💍 DEMANDE EN MARIAGE 💍 Romantique loatra 😍❤️

🙏 Misaotra anareotamin’ny fitokisana. Mirary tokantrano sambatra ho anareo. Hahazo izay iriana🤍📸🌹✨
📍 Ho anareo ihany koa izay maniry hanao surprise ho an'olona iray, aza misalasala fa vonona hanome fahafahampo ho anareo izahay 💖🎊

🏮✨ Laï Tsock namanao, hanoratanao ireo tantara mamy ❤️

🎥 Manasa anareo ary hijery hatramin'ny farany fa kay ry reto misy romantique bé ohatran izao ny lehilahy gasy a 🤩

Mba tantarao aminay hoe nanao ahoana ny demande en Mariage nareo ? Ataovy ao amin ny commentaire 😉

25/07/2026
Ce soir , la salle sera privatisée mais nous continuons à recevoir les commandes à emporter et les livraisons .
25/07/2026

Ce soir , la salle sera privatisée mais nous continuons à recevoir les commandes à emporter et les livraisons .

Address

Maibahoaka Ivato – Bâtiment TWORT 300m Après Toyota Venant Talatamaty Et 200 M Après Aero Pizza Venant Ivato
Antananarivo
(-18.8284680,47.4639630)

Opening Hours

Monday 11:00 - 21:00
Tuesday 11:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 21:00
Friday 11:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 21:00
Sunday 17:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laï Tsock Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share