Bon Apéro

Bon Apéro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bon Apéro, Kitchen/Cooking, Antsirabe.

09/02/2024

Tsy voatery oe masira 🥨🧀 🥓🥩🍗🍖🥟🍤 foana no hatao fa misy ihany koa ny version sucrée 🍏🍎🍉🍇🍓🍡

Ndao ary dia aza miasalasala ho anareo izay te hanao commande eh 😊

🎉Ny equipe-ny Bon Bon Apéro rehetra dia mirary taona 2024 feno fahombiahazana sy charcuteries boards ho antsika rehetra ...
04/01/2024

🎉Ny equipe-ny Bon Bon Apéro rehetra dia mirary taona 2024 feno fahombiahazana sy charcuteries boards ho antsika rehetra 🎊

Aza misalasala manao commande ;)

#2024

Manao ahoana ny fanomanana ny fety 🎄any aminareo any?Zahay efa manao entraînement  apéro ho haroso  🌲 sahady.  Ahoana ny...
14/12/2023

Manao ahoana ny fanomanana ny fety 🎄any aminareo any?

Zahay efa manao entraînement apéro ho haroso 🌲 sahady. Ahoana ny fahitanareo azy? 😁 Mampazoto homana eh? 🤤

Tsy voatery oe fromage sy votabia foana ny bruschetta, fa afaka soloina ny zavatra atao eo amboniny :)Ny anareo inona no...
30/11/2023

Tsy voatery oe fromage sy votabia foana ny bruschetta, fa afaka soloina ny zavatra atao eo amboniny :)
Ny anareo inona no tianareo ?

Déclinaison à l'infini de la bruschetta italienne pour l'
Et vous, vous la préférez avec quels assortiments ?

04/11/2023

Voici une façon de présenter votre salami sur votre planche apéro faite maison

Apéro zareo ah 🥂
26/10/2023

Apéro zareo ah 🥂

20/10/2023

🇫 : A l'heure de l'apéro, quel est votre snack préféré : fromage ? viande ? charcuterie ? Fruits et légumes ? autres toasts ?

Dites-nous en commentaire.

🇲 : Rehefa apéro dia inona no tena snack na oe tsaky tena ankafizinareo : Fromage ? Hena ? Charcuterie ? Voankazo na legioma ? Mofomofo isan-karazany ?

Mba lazao anay anaty komantera oe ?

17/10/2023

Avec les légumes croquants sur le plateau, il est indispensable d'avoir une sauce de qualité dans laquelle les tremper.

Et vous, quelle est votre sauce préférée ?

Comme le dit si bien Jumbo Score Madagascar , voici les incontournables d'un apéro réussi :- du croustillant et du croqu...
12/10/2023

Comme le dit si bien Jumbo Score Madagascar , voici les incontournables d'un apéro réussi :

- du croustillant et du croquant
- du bon fromage
- un bon assortiment de charcuteries

Miam miam tout ça. Ça vous dit ?

Vous pouvez le faire vous-même ou nous passer commande ☺️

Prestation pour anniversaire chez un client 🥰Misaotra  Dia mirary soa indrindra tompoko. Ho lava andro hiainana eh ☺️   ...
08/10/2023

Prestation pour anniversaire chez un client 🥰

Misaotra Dia mirary soa indrindra tompoko. Ho lava andro hiainana eh ☺️

apéro Time 🍻🥂

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261324544342

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bon Apéro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bon Apéro:

Share