17/08/2026
Aiza daholo ilay te hangirana volo rehetra oh, ny volo lisse tsy mila soin sans rincage fa crème bain d'huile fotsiny dia ampy sady tsy mila atao be dia be avy dia mety 😍😍
Aza misalasala intsony fa efa fotoana izao hikarakarana volo oh.