Safari sakafo

Safari sakafo Safari Sakafo 🧡
Produits artisanaux malagasy : yaourts, confitures, fromages & condiments maison...

Fromage Gouda local GM Safari sakafo 👉👉👉40 pièces disponibles 👈👈👈Prix détail tsy miova: 35000/pièce Fa 30000ar/piece kos...
01/07/2026

Fromage Gouda local GM Safari sakafo
👉👉👉40 pièces disponibles 👈👈👈

Prix détail tsy miova: 35000/pièce
Fa 30000ar/piece kosa izay maka azy ambogadiny

⚖️ environ 850gr/pièce

Disponible zao
Afaka entiko manomboka rahampitso

☎️0340591387

✅anio Ilay livraison atsika eto Tanà an🤗🤗🤗Efa tonga, sady tsenain'ny embouteillages @ 6 maraina👉Rehefa avy eo izany Ilay...
19/06/2026

✅anio Ilay livraison atsika eto Tanà an🤗🤗🤗
Efa tonga, sady tsenain'ny embouteillages @ 6 maraina

👉Rehefa avy eo izany Ilay livraison sy recupération(soatrans vers 13h) anareo a

🔴Misy ambony 3 pièces ato ho an'izay Mbola haka
💰35000ar
☎️0340772150

📢📢📢Mbola mandray commande ho an'izay hitondrana an'ilay fromage gouda local rafakapitso izahay an 🤗
17/06/2026

📢📢📢
Mbola mandray commande ho an'izay hitondrana an'ilay fromage gouda local rafakapitso izahay an 🤗

❗❗❗Iza no itondrana   @ zoma 19 juin.✅Apetrako gratuitement izay eny am lalàna lalovako✅moa à récupérer eny am soatrans ...
16/06/2026

❗❗❗Iza no itondrana @ zoma 19 juin.

✅Apetrako gratuitement izay eny am lalàna lalovako
✅moa à récupérer eny am soatrans vers 13h koa mety
(Miverina Antsirabe za à 14h)

💰Vidiny tsy miova: 35000ar/boule
☎️+261 34 05 913 87

👉Miditra mp mifanambotra fotoana isika🙂

Fromage affiné au lait 100% non écrémé 🧀Un goût riche, une texture généreuse, et tout le savoir-faire artisanal dans cha...
03/06/2026

Fromage affiné au lait 100% non écrémé 🧀
Un goût riche, une texture généreuse, et tout le savoir-faire artisanal dans chaque pièce.

Naturellement bon. Authentiquement fait.

Disponible dès maintenant chez Safari Sakafo Antsirabe

💰35000ar piece
✅Prix de gros disponible, passez en message privé



"Mbola maro loatra ny vehivavy tsy mahalala akory ny tena ZO any"
08/03/2026

"Mbola maro loatra ny vehivavy tsy mahalala akory ny tena ZO any"

Ny tena marina dia tokony ho andro natokana ho an’ny LEHILAHY ny 8 marsa.

Andro hanabeazana ny lehilahy amin’ny fanajàna ny zon’ny vehivavy, izay tsy tokony hotenenina akory hoe zon’ny vehivavy fa Zon’Olombelona tsotr’izao satria mitovy ny zon’ny lahy sy ny vavy. Satria samy Olombelona.

Dia miangavy re tompoko mba tsy ho défilé fanaovana lambahoany sy masonjoany intsony ny 8 marsa amin’izao Fanavaozana izao, fa mba ho andro misy ventiny sy varany. Tokony ho andro fitakiana ohatr’ireny tolona natao ireny satria Zo Fototra no mbola voahitsakitsaka ka mila takiana amin’ny fomba entitra, mba hisian’ny fanapahan-kevitra, lalàna sy rafitra, miaro sy miantoka ny zon’ny vehivavy.

Averina foana foana isan-taona fa TSY FETY ny 8 marsa fa FITAKIANA, FITOROHANA satria:

🗣️Mbola maro loatra ny vehivavy iharan’ny herisetra nohon’ny amin’ny mahavehivavy azy.

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy maty novonoin’ny lehilahy (féminicide)

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy tsy mitovy karama amin’ny lehilahy nefa mitovy traikefa sy diploma

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy iharan’ny « harcèlement sexuelle » any an-tsekoly, any am-piasana, eny an-dalambe, n’aiza n’aiza!!

🗣️Mbola maro loatra ny zazavavy tsy alefa mianatra

🗣️Mbola maro loatra ny zazavavy sy vehivavy terena hanambady, misy ny amidy na atao takalo.

🗣️Mbola maro loatra ny vehivavy tsy mahazo asa satria vehivavy

🗣️Mbola maro loatra ny vehivavy tsy avelan’ny vadiny hiasa

🗣️Mbola maro loatra ny vehivavy iharan’ny tsindry ara-bola ao an-tokatrano

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy tsy mahalala akory ny tena zony

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy miheritreritra fa ambanin’ny lehilahy izy ary tokony hilefitra

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy voaolana ao an-tokatrano ary heveriny fa zon’ny vadiny izany

🗣️ Mbola maro loatra ny vehivavy tsy manana fahefàna amin’ny fanabeazana aizana (accès à la contraception)

🗣️ Mbola vitsy loatra ny rafitra miaro ny zon’ny vehivavy sy mandray an-tanana ny vehivavy iharan’ny herisetra amin’ny faritra manerana an’i Madagasikara

🗣️ Mbola kely loatra ny 8 marsa indray mandeha isan-taona satria mbola lavitra loatra ny lalan-kombàna.

Mandray commande isan'andro izahay o✅Cake aux yaourts (fait maison)12000ar✨MBA alefa alohaloha fotsiny n'y commande Raha...
23/01/2026

Mandray commande isan'andro izahay o
✅Cake aux yaourts (fait maison)
12000ar

✨MBA alefa alohaloha fotsiny n'y commande Raha betsabetsaka🤗

Un cake fait maison, ça se partage 💛
Découvrez les cakes aux yaourts Safari Sakafo, préparés avec amour et ingrédients simples.

📞 +261 (0) 34 05 913 87

Un cake fait maison, ça se partage 💛Découvrez les cakes aux yaourts Safari Sakafo, préparés avec amour et ingrédients si...
22/01/2026

Un cake fait maison, ça se partage 💛
Découvrez les cakes aux yaourts Safari Sakafo, préparés avec amour et ingrédients simples.

📞 +261 (0) 34 05 913 87

16/01/2026
Bonne année à notre belle communauté 🤍Merci de soutenir le fait maison, le local et l’artisanal 🌱
02/01/2026

Bonne année à notre belle communauté 🤍
Merci de soutenir le fait maison, le local et l’artisanal 🌱

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340591387

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Safari sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share