BOWEN

BOWEN ✔️Auteur compositeur interprète
🔥Nouveau single OUT NOW
📞WhatsApp (Manager) : +261 34 84 161 59

05/04/2026

THB tour ny date tsika manaraka iarahana amin’i Arione Joy sy Groupe 'Zay eto Antsirabe

Oviana ? Alatsinainin’ny P***a 06 Avril 2026
Aiza ? Antsirabe gara

Tratry ny p***a daholo, mirary fety sambatra la famille 🤍🤍




23/03/2026

Salut salut daoly
Mentionnéo eto le artiste be anareo rehefa amin’ny alina iny 😂😂
Bonne nuit 🌌


Tratry ny hasaramanitra ry gasy petakorona mitovy amiko 😍Na lava orona tsy manina e 😚Mirary vola aman-karena omba-pithia...
19/03/2026

Tratry ny hasaramanitra ry gasy petakorona mitovy amiko 😍
Na lava orona tsy manina e 😚
Mirary vola aman-karena omba-pithiana avy amin’Andriamanitra 🫶

18/03/2026

Eo am-pikarakarana chorégraphie mamay be ho anareo ny ekipan’i BOWEN 🔥

❓AIZA no mety ahitanareo ahy amin’ny sabotsy ho avy izao ?
• Smatchin
• ⁠No Comment Bar
• ⁠Chez Papa Isoraka

Ataovy ao am commentaires ny valiny, izay olona 3 mahamarina voalohany mahazo crédit 2 000 Ar.

😡😡😡Amin’ny alahelo sy hatezerana no nahafantarako fa ny miomehy kay  : 1) MANENA stress 2) MAMPITOMBO hery fiarovana 3) ...
17/03/2026

😡😡😡Amin’ny alahelo sy hatezerana no nahafantarako fa ny miomehy kay :
1) MANENA stress
2) MAMPITOMBO hery fiarovana
3) MANALA fanaintainana
4) MANATSARA ny FO
5) AHAZOANA namana
6) MANATSARA ny toe-po

ANDAO HIMEME BE OTRAN’NY ADALA RENY AMZAY ARY😁😂

Ny VEHIVAVY ❤, hazavana manazava ny fiainana,Ny fitiavana sy herim-po no ao am-pony lalina.Izy no loharanon-kery sy fana...
08/03/2026

Ny VEHIVAVY ❤, hazavana manazava ny fiainana,
Ny fitiavana sy herim-po no ao am-pony lalina.
Izy no loharanon-kery sy fanantenana,
Andry iorenan’ny tontolo sy ny taranaka ho avy.

Mirary fety sambatra ho an'ny vehivavy rehetra🎊🥳

07/03/2026

Sombin-kira atokotra ampitiavana ho antsika , afaka angatahinao amin'ny Radio fa efa miparitaka @ radio rehetra , mankasitraka Dia mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho atsika rehetra 🙏❤️ bisous be 🥰😘

Tena manja lay sipan’Antsirabe fa nangeto-maimbo fotsiny izy tetoEfa nisy matin’ny fitazomana hetotra koa fa mitandrema ...
04/03/2026

Tena manja lay sipan’Antsirabe fa nangeto-maimbo fotsiny izy teto

Efa nisy matin’ny fitazomana hetotra koa fa mitandrema a

Eritrereto hoe maty nohon’ny fanangejana rivo-doza ianao 😂😂

Hira « Anao koa dia misahiragna » out now 🫶🏽🫱🏾‍🫲🏼 https://youtu.be/GZepI7yczbY?si=bnJ_hzq0QLHialNj

Bisous 💋


Yo la famille 🩵Iza amin’ireto hira ireto no tinao henoina ao amin’ny RNM ?• Anao koa dia misahiragna• Izany zanako izany...
03/03/2026

Yo la famille 🩵
Iza amin’ireto hira ireto no tinao henoina ao amin’ny RNM ?
• Anao koa dia misahiragna
• Izany zanako izany
• Raha vao eo ianao (ft Malm)
• Tongava saina
• Vadiko tiako ho hainao
• Viavy draba

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOWEN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share