OraNova

OraNova Formation - Conseils - Diagnostic terrain - Suivi

Fampiofanana - Torohevitra - Fidinana ifotony - Fanaraha-maso

26/05/2026

RAHA TE HAHAY HIOMPY TRONDRO ANATY BASSIN HORS SOL

FIOFANANA ETO ANTSIRABE

SARANY : 50 000 Ariary

FISORATANA ANARANA ao amin'ny MP na antsoy ny 032 88 155 97

22/05/2026

Provende pour poissons

� Démarrage
� Pré-croissance
� Croissance
� Finition

Disponible de suite sur Tana et Antsirabe

Envoi possible en province

Prix démarrage : à partir de 17 000 Ariary le kg

Prix pré-croissance et croissance : à partir de 9 500 Ariary le kg

MAMALY ANAO NY TEKNISIANINA ETO AMIN'NY OraNova :)
20/05/2026

MAMALY ANAO NY TEKNISIANINA ETO AMIN'NY OraNova :)

MILA BASSIN KELY ATAO EO AN-TOKOTANY SA HIVAROTANA TRONDRO VELONA ?Ity ny vahaolana !REFINY : 1m x 1m x 0,90mEfa misy va...
18/05/2026

MILA BASSIN KELY ATAO EO AN-TOKOTANY SA HIVAROTANA TRONDRO VELONA ?

Ity ny vahaolana !

REFINY : 1m x 1m x 0,90m

Efa misy vanne fanariana rano !

Afaka mandeha bâche fotsiny na miaraka amin'ny vy hitsanganany.

Misy ihany koa ireo bassin lehibebe raha mahaliana anao izany.

16/05/2026

🌊🐟 Bien plus que des poissons… des solutions, de l’innovation et un accompagnement vers la réussite de votre élevage. Bienvenue chez ORANOVA !

NY SAKAFO METY AMIN'NY ZANA-TRONDRONy fahaizana misafidy ny provandy démarrage omena ny zana-trondro dia anisan'ny antok...
16/05/2026

NY SAKAFO METY AMIN'NY ZANA-TRONDRO

Ny fahaizana misafidy ny provandy démarrage omena ny zana-trondro dia anisan'ny antoky ny fahombiazan’ny fiompiana iray manontolo.

NY TOKONY TANDREMENA REHEFA HOTANTERINA LAVITRA NY ZANA-TRONDRO
16/05/2026

NY TOKONY TANDREMENA REHEFA HOTANTERINA LAVITRA NY ZANA-TRONDRO

FITANTERANA ZANA-TRONDROInona koa no tianao ho fantatra mahakasika ny fitanterana zana-trondro ?
16/05/2026

FITANTERANA ZANA-TRONDRO

Inona koa no tianao ho fantatra mahakasika ny fitanterana zana-trondro ?

'NDAO HIARAKA HANATSARA HATRANY NY FIOMPIANA ANATY RANO.
15/05/2026

'NDAO HIARAKA HANATSARA HATRANY NY FIOMPIANA ANATY RANO.

😊
04/01/2023

😊

Tonga ary ilay fotoana nifanomezana🥳🥳
Mbola mamerina fiarabahana antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity🎊🥳🍾🍾
Ka noho izany nahatrarantsika izany taona vaovao ity dia anao kilalao "Bonne année" isika❤❤🥂🥰

Tsotra kely ny fitsipi-dalao:
☆ Aimer Ami de Vintsy - UVVTAmi de Vintsy - UVVTAmi de Vintsy - UVVTy - UVVTy - UVVTy - UVVT UVVTUVVT
☆Invitez tous vos amis à aimer la page et capturez
☆ Envoyez la capture en commentaire
☆ Partagez ce post en public

Loka :
1° Izay voalohany dia Fromage From'ARTFrom'ARTFrom'ARTFrom'ARTFrom'ART
2° 3° Carte crédit 2000ar

♡Olona 3 be izao no ho sarihina ka ahazo loka❤🥰
♡ Mifarana 22 Janvier ny lalao ka 23 Janvier no fotoanan'ny fisarihana

Nb: Araho tsara daholo ny fepetra rehetra ☺️

Bonne chance🥰❤

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OraNova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share