Fréro FARM

Fréro FARM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fréro FARM, Farm, Tsinjoarivo, Arivonimamo.

👉 Fiompiana kisoa
👉 Fiompiana akoho, gisa
👉 Famokarana provende (izahay ihany no manao ny provende ampiasainay)
👉 Mivarotra kisoa atao hena
👉 Mivarotra zana-kisoa
👉 Mizara (eto amin'ny pejy, anaty salle)
📍10km mialan'ny cur Vontovorona

🎯🎯🎯Ela be ilay miandry 114 andro fa aleo asiana fanovozana hery kely aty 104 aty😏...Arÿ be akamanay kay moa ity axr ity😁...
13/08/2026

🎯🎯🎯Ela be ilay miandry 114 andro fa aleo asiana fanovozana hery kely aty 104 aty😏...
Arÿ be akamanay kay moa ity axr ity😁😁
coucou nareo 👐👐
Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

🔘🔘🔘Ny aina no arena🔘🔘🔘🖤Miara-mitanondrika amin'ny ireo rehetra nanana ny very, nanana ny lasa izahFréro FARMrFréro Farmr...
24/07/2026

🔘🔘🔘Ny aina no arena🔘🔘🔘
🖤Miara-mitanondrika amin'ny ireo rehetra nanana ny very, nanana ny lasa izahFréro FARMrFréro Farmro Farm amin'izao andro natokana ho fisaonana izao.
🕳️Na inona antony, na inona tombontsoa an'iza, NY AINA KOSA tsy kilalao arÿ tsy tompony isika.
✖️Ka ny herisetra, ny fanalana aina, ny fametrahana horohoro amin'ny fiaraha-monina no toerinay anio.
💞Olona 1, Aina 1, fandresena 1🤝🤝🤝

🎯🎯🎯Gorky!!!!Bandy somera☺️Mahavanona jiaby isika 🤝🙏
22/07/2026

🎯🎯🎯Gorky!!!!
Bandy somera☺️
Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

H.Mode
22/07/2026

H.Mode

🎯🎯🎯Boky, carnet fitantanana 👉20000ar sy 5000ar ireny...  💥Omenao anao fotsiny io manomboka rahampitso fa hiaraka hifanoh...
20/07/2026

🎯🎯🎯Boky, carnet fitantanana

👉20000ar sy 5000ar ireny...
💥Omenao anao fotsiny io manomboka rahampitso fa hiaraka hifanohana kely amin'ilay namana ao izahay

👉Tsy hoe rehefa miompy dia tsy mba hibika e🩴👡😅...

👉 Rahampitso arÿ ny mombamomba izay fahazoana boky maimaimpoana izay ry mpiompy tia mianjaika a😚 fa tonga dia araho ilay pejy sao indray hoe tsy nahazo🤐
🟢Ao amin'ny commentaire ao ny lien an'ilay pejy .Mode (Abonnéo 😉☺️)

Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

🎯🎯🎯Miara-miezaka👉Izy no mandray anareo rehefa makaty ianareo, i Denis😁👉 Efa hainy daholo ny kajikajy ato raha haka fikaf...
19/07/2026

🎯🎯🎯Miara-miezaka
👉Izy no mandray anareo rehefa makaty ianareo, i Denis😁
👉 Efa hainy daholo ny kajikajy ato raha haka fikafika ianao😅😅

💥Nahafaly anay raha nilaza izy fa hiady fototra izy amin'ny sabotsy izao👌

🟢 Izay ilay tanjonay hatrizay, ny afahana mihary maharitra...
🟢 Izay koa no nampitaina taminy.
🟢3taona izy no tato : mikarama ara-dalàna ary fantany fa raha tsy mety ny fiompiana hiandraiketany dia ho faty ny fidiram-bolanay miaraka satria dia ireo no manome karama isam-bolana.

👉Asa ny anay izy ity, io no manome karama isam-bolana, izay ilay : FIOMPIANA FIHARIANA MAHARITRA

Mahavanona jiaby isika 🤝 🙏

🎯🎯🎯Itony koa anie formule e!!!👉Ry concentré ireo!En amin'ny mpivarotra no ahitana sy ahafantaranao ny prix fa na izahay ...
17/07/2026

🎯🎯🎯Itony koa anie formule e!!!
👉Ry concentré ireo!
En amin'ny mpivarotra no ahitana sy ahafantaranao ny prix fa na izahay arÿ tsy mahay fa mba mizara😚
Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

🎯🎯🎯Izay tonga maka eo🤫 dia ireto foana no heno👉 Vory nofo tsara kosa ilay kisoa anareo 👉 Ary tsy dia be taova izy izany😁...
16/07/2026

🎯🎯🎯Izay tonga maka eo🤫 dia ireto foana no heno

👉 Vory nofo tsara kosa ilay kisoa anareo
👉 Ary tsy dia be taova izy izany

😁voro nofo = mavesatra
😁 Tsy be taova = tsara rendement ho anao miompy

🟢Tsy kisendrasendra anefa ireo, fa ny finiavana hikarakara, hanara maso no antony...
🟢Ary rehefa fantatrao ny vokatra tianao ho azo dia ampifanarao amin'izay ny akora ampiasainao.

👉Nefa hainay tsara koa izao rehefa manenjika commende bapapa tonga dia 15cm ny double fotsy 🤫

❌Ka ireo akora ireo, raha hiteny eto izahay sao tsy marina fa aleo zareo naheno azy tamin'ny 1mai no hanambara ny vokatra azony😏 sy ireo nakanaka avance tao MP tao🤣...

Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

🎯🎯🎯Ny apombo👉Vao mahita ity formule ity ianao dia ny hoe "toa tsy misy apombo?" "tena tsy misy apombo ve?!"😅😅👉Dia ny hap...
15/07/2026

🎯🎯🎯Ny apombo
👉Vao mahita ity formule ity ianao dia ny hoe "toa tsy misy apombo?" "tena tsy misy apombo ve?!"😅😅

👉Dia ny hapetraka anio dia ireto:

1️⃣Fantatrao ve ny atao hoe formule provende?
2️⃣ Fantatrao ve ny entin'ny apombo?
3️⃣Fantatrao ny fihatraikan'ny apombo?

🟢Rehefa fantantsika ireo, dia izay daholo no mipetraka amin'ireo akora hafa, ka tsy tokony ahagaga intsony raha mahita formule ianao any ho any tsy misy Vovon-trondro, na tsy misy semoule ohatra...

❌TSY MISY AKORA "TSY MAINTSY" IZANY.

👉Mila isika mahalala fotsiny ny momba ireo fanontaniana ireo, dia afaka ahafehy ny kalitaon'ny vokatra azo sy tiana ho azo (taviny, nofony, maivana, mavesatra...)

NB: Efa nisy firesahana momba ny akora tsirairay tato an🤫, ny formule ihany koa dia ao amin'ny voalohany ao vao mitsidika ny pejy🤫🤐

Mahavanona jiaby isika 🤝 🙏

🎯🎯🎯Inona no maharoboka anao te hiompy e?! olana anie ny ao e!.🫡👉 Raha tsy misy fitiavana miompy, raha tsy misy finiavana...
14/07/2026

🎯🎯🎯Inona no maharoboka anao te hiompy e?! olana anie ny ao e!.🫡

👉 Raha tsy misy fitiavana miompy, raha tsy misy finiavana hikarakara, raha tsy misy fahavononana hikaroka hatrany...

❌ Fa tonga dia hoe ahoana ny tombony sy hampitombo haingana dia iny fa naka kisoa 2 na 3...

👉Dia diniho kely ity:
🟢 zana-kisoa :200 000ar
🟢 démarrage : 2800ar x 30kg
🟢 croissance: 2500ar x 90kg
🟢 finition : 2400ar x 165kg
🟢 traitement : 10000ar/kisoa
🔢 915 000ar be izao.

Dia iny ianao fa niompy 1 sy 2 mandritry ny enim-bolana, ieuhh, 6 mois.

💰 Nivoaka 70kg hena ary ny sera: 70kg x 15500ar = 1 085 000ar

💡 Izany hoe 170 000ar no azo 6mois satria 1 ilay kisoa. x2 raha roa...tena boîte tokoa.

Fa raha maromaro kosa anefa🤫...

💕Misy dikany be anaty tombony io isan'ny biby hompiana io💕

Mahavanona jiaby isika 🤝🙏

Address

Tsinjoarivo
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fréro FARM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fréro FARM:

Shortcuts

Share

Category