MA-fruit

MA-fruit Anisan'ny mpamokatra voankazo betsaka sy tsara kalitao i Madagasikara raha oharina amin'ny firenena sasny hafa.

Ma'fruiT dia orinasa mamokatra voankazo maina manerana an'i Madagasikara
Ma'fruiT est une entreprise spécialisée dans la production de fruits séchés partout à Madagascar
Ma'fruiT is a company specialized in producing dried fruits in Madagascar Ny fotoana fahavokarana anefa dia voafetra ihany ka manjary tsy vohafehy ny fitahirizana izany vokatra izany.. Maro ny antony tsy hahafehezana izany ka manj

ary miteraka fatiantoka ho an'ny tantsaha kanefa izany no foto-piveloman'izy ireo. Manampy izany dia raha tina ho salama ny vatana dia mila mihinana voankazo 5 karazana isan'andro mandavan-taona. Tsy ho tqnteraka mihitsy anefa izany raha mbola toy izao foana ny fitantanana ny vokatra. Manoloana izany ary dia nanapa-kevitra izahay ato amin'ny Ma-fruit fa hiezaka hitahiry izany vokatra izany amin'ny alalan'ny fanamainana. Ahitana tomboni tokoa satria afaka mampihena hatramin'ny 90%n'ny fahaverezana izany.

Address

RN1 Mangatany
Arivonimamo
112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MA-fruit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share