23/12/2024
Coucou daholo indray. 🥰
Ankatoky ny fety ny Noely indray isika..😍 Toy ny isan'taona dia mandray commande Bûche de Noël izahay.🍰
Afaka miantso ny laharana 0341356312 ianao, na mandefa hafatra miafina aminay avy hatrany. 📩
Pâtisserie Le Bon Gôut Betafo, le plaisir gourmands.. 😋