Tsimagnilika Style

Tsimagnilika Style izay mitafy finoana,tsy angataka andro amin'ny vintana🙏❤

  akanjo mihaja ve ianao ?  Afaka manao n'y modèle rehetra ho an'ny   izahay ✨✂️    Zaitra sur mesure, Tonga de mandray ...
29/07/2026

akanjo mihaja ve ianao ?
Afaka manao n'y modèle rehetra ho an'ny izahay ✨✂️
Zaitra sur mesure, Tonga de mandray vita ❤️
📍 Azo antoka tsara 👌

style

🙏❤️
27/07/2026

🙏❤️

🖤🤍      28000ar monja😊🤍🖤❌ sur commande ihany
23/07/2026

🖤🤍
28000ar monja😊🤍🖤
❌ sur commande ihany

23/07/2026

tsy hividy akanjo Mainty ve nareo😁

tsy mba mpangalatr'ol zao hahafaty an sasany fa fitiavana an'i larissa 😂😎
22/07/2026

tsy mba mpangalatr'ol zao hahafaty an sasany fa fitiavana an'i larissa 😂😎

21/07/2026

raha ny fitiavana no hery lehibe hoentintsika rehetra dia ho sambatra kokoa isika rehetra ❤️

EÔÔÔ😊 tsy miova ny slogan tsika 😉"Ny fitafy manaja tena no manome lanja ny hatsaranao"💙     ity robe mihaja kely ity ndr...
20/07/2026

EÔÔÔ😊 tsy miova ny slogan tsika 😉
"Ny fitafy manaja tena no manome lanja ny hatsaranao"💙
ity robe mihaja kely ity ndray ary no atolotra ho anareo androany eee💙
😎jerena simple nefa Tena tsara 👌 sady mihaja 💙
❌ tissu lycra coton sy crêpe lourde 💙 (zay tianao amin'lreo mety daholo)
💸prix zakany rehetra
📌 Fianarantsoa mandefa amin'ny faritra

20/07/2026

HERINANDRO VAOVAO
manomboka ndray ny rotoroto😌samy mañana ny azy mo fa nenah vao maraina bé de ambod machine 😁,rehefa manomboka mazava ny andro de lasa mamonjy fianarana sy karazana formation rehetra Zao😅
❌maro bé ianareo client vaovao, indrindra ny eto Fianarantsoa mangataka fihaonana mivantana amiko(te haka toky sns ...)🙏tena hifonana fa tsy manam-potoana hijanona an-trano firy loatra aho nohon'ny fianarana, formation,sns...🥺alina vao manjaitra an'reny commandenareo reny de tena tsy afaka mandray anareo aty an-trano 🙏❤️❤️
❌fa aza manahy ee, tsy mpisoloky tsika😁
alefaso mialoha fwn ihany koa ny commande fa Aza atao tomotra bé 🙏
Tsimagnilika Style mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😘

🛍️ nouveautés alohany hatory ☺️      reo ny couleurs disponibles ✨🙏ny safidinao no sisa andrasana        tissu crêpe som...
18/07/2026

🛍️ nouveautés alohany hatory ☺️
reo ny couleurs disponibles ✨
🙏ny safidinao no sisa andrasana
tissu crêpe somary elastice Kely👌
❌sur mesure sy sur commande fwn an ☺️
💸 prix zakany rehetra 👍
☎️0387051843

🛍️🤍 mankasitraka hatrany 🤍🤍   misy an-dehilahy sy am-behivavy io ensemble io an!🤍taille xs, S, M, L XL    t-shirt+joggin...
18/07/2026

🛍️🤍 mankasitraka hatrany 🤍🤍
misy an-dehilahy sy am-behivavy io ensemble io an!🤍
taille xs, S, M, L XL
t-shirt+jogging 🤍👌samy matevina 👌 bé aby😘
💌 alefaso haingana ny commandenao☺️

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsimagnilika Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share