08/06/2026
📣 ALLÔ FIANARANTSOA !
🥖🍔 PAIN BURGER & PAIN BAGUETTE SPÉCIAL EN NATURE 🍔🥖
Mitady mpamatsy m**o azo antoka sy matihanina ve ianao?
ARES FOOD dia manolotra :
✅ Pain Burger malefaka sy matsiro
✅ Pain Baguette vao mafana sy tsara kalitao
✅ Vita amin'ny fahadiovana sy fikarakarana matihanina
✅ Mety ho an'ny Restaurant, Fast-food, Événements, Cocktail, Fety ary mpivarotra isan-karazany
💰 Vidiny :
• PM : 500 Ar
• GM : 1 000 Ar
🤝 Mitady fiarahamiasa maharitra amin'ireo :
🏪 Restaurant
🍔 Fast-food
🎉 Organisateurs d'événements
🏫 Écoles
🏢 Entreprises
👨👩👧👦 Associations sy particuliers
📞 Contact : 034 65 531 39
📱 WhatsApp na antsoy mivantana.
🌟 ARES FOOD – Kalitao azo antoka, tsiro miavaka, serivisy matihanina.