25/02/2025
🇲🇬
Anteigna dia manolotra anareo Lasary vita amin'ny sakay🌶️ manitra, ilay antsoina hoe 'végétarien', 🔥nambolena sy nokolokoloina tamim-pitiavana teto Fianarantsoa mba hanome hanitra sy tsiro tena izy, mety amin'ny rehetra.
Tonga lafatra ho an'ireo te hanampy loko na hanitra manokana amin'ny sakafony.
Hanova ny nahandronao izy ka hanome tsiro miavaka sy manintona ny rehetra
🇫🇷
Nous vous proposons une explosion de saveurs à travers nos ACHARDS DE PIMENTS VÉGÉTARIENS🔥
Soigneusement cultivés chez nous, ils offrent un parfum et un goût envoûtants et authentiques.
Idéals pour ceux qui recherchent à ajouter une touche de couleur à leurs plats !
Leur fragrance subtile transformera vos recettes en un tourbillon de senteurs, apportant une richesse qui séduira tous les palais.