Tsara Kaly Fianarantsoa

Tsara Kaly Fianarantsoa vente en gros et détaille

28/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsikivy M'Aly Malala, Hasinavalona Randrianjafy, Ericah Fanoum's

CANARD SAUCE AU POIVRE 🍀ILAINA :🎉Ganagana🎉Menaka indroa ny sotro fihinanana🎉Tongolo gasy🎉Tongolobe🎉Dipoavatra voany (asi...
23/05/2025

CANARD SAUCE AU POIVRE

🍀ILAINA :
🎉Ganagana
🎉Menaka indroa ny sotro fihinanana
🎉Tongolo gasy
🎉Tongolobe
🎉Dipoavatra voany (asio maitso sy mainty)
🎉Karaoty mavo
🎉Karaoty fotsy
🎉Ovy
🎉Maïzena
🎉Sira
🎉Rano

🍀FIKARAKARANA :
🎉Afanaina ny menaka dia arotsaka ny ganagana voatetika. Aroaroina indraindray mba hitovitovy ny lokony rehefa masaka.
🎉Rehefa mahazo loko tsara dia arotsaka ny tongolo gasy sy ny tongolobe ary ny dipoavatra.
🎉Rehefa manomboka malemy ny tongolo dia arotsaka ny rano mandifotra ny hena. Tsy atao betsaka izany fa eo amin'ny haavon'ny hena. Afo malefaka no ampiasaina.
🎉Avela miketrika eo mandram-palemy ny hena ka any amin'ny faraparany vao asiana sira. Ampiana hatrany ny rano rehefa ritra fa tsy atao avo noho ny hena fa mandifotra azy fotsiny.
🎉Tsy atao malemy loatra ny hena fa rehefa hita hoe masaka tsara dia andrasana ridritra ka saosy sisa no mijanona dia esorina tsirairay ny hena.
🎉Rarahana maïzena (na lafarinina raha tsy mahita) dia aroaroina.
🎉Tampohana rano dia andrasana hangotraka.
🎉Azo asiana crème fraîche kely raha tiana.
🎉Andramana ny sira sao tokony ampiana.
🎉Averina arotsaka ao amin'ilay saosy indray ny hena dia aroina tsara.
🎉Nandritra izay fotoana izay dia nomasahana amanentona ny karaoty sy ny ovy.


🦆🦆 Mazotoa homaTsara Kaly Fianarantsoa manao 👍 sy miabbonner ny page Kaly Fianarantsoa fa hahita recette maro isankarazany ianao.❤

LAMATRA MIARO RONONOM-BOANIO THON AU LAIT DE COCO 🐟🥥🍅🧅🧄🍋Matsiro an 😋😉🍀FANAOVANA AZY :🐟Nasiana sira sy dipoavatra ny lama...
22/05/2025

LAMATRA MIARO RONONOM-BOANIO
THON AU LAIT DE COCO 🐟🥥🍅🧅🧄🍋
Matsiro an 😋😉

🍀FANAOVANA AZY :
🐟Nasiana sira sy dipoavatra ny lamatra dia navela niditra ny tsiron'ireo. Miandry eo amin'ny antsasakadiny eo . Na ambanin'izay aza ny fe-potoana dia efa mety.
🧅Nendasina manokana ny lamatra mba ho mendimendy. Dia atao ambony taratasy mifoka menaka.
🧄Nafanaina ny menaka ôliva (na hafa koa mety an) dia nendakendasina ny tongolobe sy tongolo gasy ary sakamalao.
🥥Asiana carry (na tamotamo koa mety)
🍅Asiana sira sy dipoavatra fa tandremo ihany ny fatra satria efa misy ao amin'ny trondro.
🍋Maka tômaty tsy be ranony fa be nofony. Dia vosana ary tetehina dia arotsaka. Tsy anaovana saosy izany ny tanjona fa hanome tsiro sy legioma hotsakoina. Aroaroina
🐟Dia izay avo arotsaka ny rononom-boanio (lait de coco)
🧅Alahadahatra ao anatiny ny trondro dia avela miketrika ambony afo malefaka.
🧄Rehefa manomboka manao hoe "blop - blop" ny saosy dia miandry 5 min dia esorina eo ambony afo.
🥥Rarahana ranom-boasary makirana kely. Hanome tsiro marimarikivy kely (acidité) sy mba hanamaivana ilay tsiro matavy.🍅Dia ravahana ravi-maitso manitra.
Dia vita ny tsodro!!!!!!!

Mazotoa homana ary o😋😋😋🥰.Aza hadino ny manisTsara Kaly FianarantsoageTsara Kaly Fianarantsoa fa hahita recette maro isankarazany ianao.
(Sary indrana)

21/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Toto Mi Michëlle, Hay Fy, Zety Gustholine, Varotra Rehetra, Ny Rina Imboasalama

Miarahaba e!. hevitra afaka ataon-tsika loaka indray no ho jerentsika mandritra ity herinandro ity.HOLATRA sy NOFON'AKOH...
18/05/2025

Miarahaba e!. hevitra afaka ataon-tsika loaka indray no ho jerentsika mandritra ity herinandro ity.

HOLATRA sy NOFON'AKOHO😋

Tsotra hatrany ny fikarakarana.

✳ ZAVATRA ILAINA:
-Nofon'akoho
- Holatra
-Tongolo gasy, sakamalao, sira, dipoavatra, persil
- Menaka

✳ FIKARAKARANA :
🍀Rehefa voatetika tsy dia kely loatra ny nofon'akoho dia nalona 30min tamin'ny sira, dipoavatra, sakamalao.
🍀Afanaina ny menaka dia endakendasina ho mendy ny nofon'akoho.
🍀Asiana tongolo gasy sy tongolobe voatetika.
🍀Aroaroina tsara dia arotsaka ny holatra efa voasasa tsara. Aroaroina hatrany.
🍀Tsy avela ho masaka loatra ny holatra.

Rehefa afa-po dia esorina. Efa tsy eo ambony afo intsony vao arotsaka ny persily voadio sy voatetika.

Mazotoa homana ary e!! 😋
Aza hadino ny maniTsara Kaly Fianarantsoaarantsoanarantsoanarantsoa fa hahita recette maro isankarazany ianao.❤

Ndao indray ary isika hanao goûter e!!GÂTEAU na CAKE  VOATAVO 😋😋Zavatra ilaina :  ❤ Voatavo ❤ Farine 5 pots yaourt ❤ Sir...
12/05/2025

Ndao indray ary isika hanao goûter e!!
GÂTEAU na CAKE VOATAVO 😋😋

Zavatra ilaina :
❤ Voatavo
❤ Farine 5 pots yaourt
❤ Siramamy 200g
❤ Atody 2
❤ Beurre 150g
❤ Levure 1 sotro fihinanana tsy feno
❤ Vanille kely hakana hanitra na izay tianao
❤ Sucre glace ( andravahana azy )

Fanaovana azy :
- Andrahoana ilay voatavo ary potserina halemy tsara ( mixena )
- Afangaro aminy ny siramamy + tamenak'atody + Vanille
- Afangaro ny farine + levure
- Kapohana ny tapotsin'atody hiakatra tsara (monter en neige)
- Atambatra ireo fangaro rehetra ireo
- Hosorana menaka na dibera ny moule ary arotsaka ao ilay pâte vita
- Atao anaty lafaoro 200°efa nafanaina mialoha ilay izy ary atao ao mandritra ny adiny iray ( 1heure )
- Rehefa masaka dia avela hangatsiaka ary ravahana araka izay tiana , ( sucre glace io ambony io 😋)

Mazotoa homana ary o 😊🍰😋..aza hadino ny manisy 👍 sy miabonner ny page Tsara KTsara Kaly Fianarantsoaita recette maro isankarazany ianao.❤

(Recette sy sary nindramina)

Ndao indray ary isika hanao goûter e:  Cake marbré au cacao FANAMBOARANA CAKE MARBRÉ CACAO✳Zavatra ilaina :- 200g de beu...
08/05/2025

Ndao indray ary isika hanao goûter e: Cake marbré au cacao

FANAMBOARANA CAKE MARBRÉ CACAO

✳Zavatra ilaina :
- 200g de beurre
- 280g de farine ( efa notatavanina)
- 100g de surce
- 4 oeufs
- extrait vanille ( afaka apina sucre vanillé raha misy )
- 1 pincée de sel
- 3 cas de cacao
- 1 sachet de levure chimique

FIKARAKARANA AZY :

Afanaina 170° ny lafaoro
1- Atao en pommade ny beurre ( na atao anaty robot na atao amin'ny tanana mety daholo ) dia arotsaka ny siramamy sy ny sira rehefa potika tsara ny beurre .

2- Arotsaka manaraka ny jaunes d'œufs ( ny tamenak' ilay atody ) ny farine ary ny levure . Afangaro tsara

3- Atao en neige ny blanc dia rehefa vita dia arotsaka amin'ny farine sy beurre....teo. Afangaro tsara

4- Zaraina 2 amin'izay ny pate avy eo , ny atsasaky asina ilay cacao . Rehefa atao anaty moule dia arotsaka aloha ilay pate tsotra dia avy eo arotsaka eo amboniny ilay pate nisy cacao .

5- atao anaty lafaoro 170° pendant 50mn

Mazotoa daholo ary e 😋😋😋👌👌👌👍
Aza hadino ny manisy 👍 sy miTsara Kaly Fianarantsoaarantsoaarantsoaarantsoa fa hahay sakafo maro isankarazany ianao.

Satria moa tena mbola mangatsiaka ny andro.dia recette lasopy ihany no ifampizarantsika androany.LASOPY TONGOTR'OMBY.🍜🍜Z...
06/05/2025

Satria moa tena mbola mangatsiaka ny andro.dia recette lasopy ihany no ifampizarantsika androany.

LASOPY TONGOTR'OMBY.🍜🍜

Zavatra ilaina:
- Tongotr'omby
- Pâte gasy
- voatavo
- henomby voatetika🥩🥩🥩
- karaoty🥕🥕🥕
- Céleris
- poireaux
- sakamalao
- courgettes🥒🥒🥒
- ovy🥔🥔🥔
- tongolo gasy
- Sira🥫

Fikarakarana :
- Sasana tsara ny Tongotr'omby,
-Andrahoina anatin'ny rano ( asina sira sy poivre kely) ny Tongotr'omby, ary Andrahoina mitokana ny henomby.
- Rehefa masaka dia atao anaty vilany iray ireo ( ny tongony sy ny nofony io).
- Voasana sy tetehina ireo légume rehetra
- Andrahoina indray anaty vilany ny Tongotr'omby sy ny henomby.
- Arotsaka tsikelikely ao ireo légumes voatetika rehetra ( izay tinao ho mafimafy kokoa Arotsaka farany) sy ny pâtes gasy ( alefa farany).
- Afangaro ao ny sira sy ny hanitra hafa ampiasaina.

Dia izay fa vita ny lasopy Tongotr'omby.😋😍
Mazotoa homana ary o!!!
Aza hadino ny manisy 👍 sy miabonner ny paTsara Kaly Fianarantsoasoasoa hahita recette maro isankarazany isika.

Mangatsiaka izao ny andro ka fotoana tsara hikarakara-ntsika  sakafo na koa hanaovana goûter ao antrano.Izahay ato  Tsar...
06/05/2025

Mangatsiaka izao ny andro ka fotoana tsara hikarakara-ntsika sakafo na koa hanaovana goûter ao antrano.

Izahay ato Tsara Kaly Fianarantsoadia manana fromage hanampy antsika @ fikarakarana ny sakafo- ntsika.
Fromage PM: 3200 Ar/ 1. sy 3000 Ar/1.
Fromage GM: 28 000Ar/kg.
Fromage mozzarella : 30 000Ar/kg.

Afaka manao livraison.
Afaka mandefa @ faritra.

Alefaso ary ny commande ao @ mp na @ ☎☎: 038 54 721 85.

Ela ela izay isika tsy nisy recette ka ndao indray ary hahandro e.LASOPY TAMATAVE 🍜🍜Zavatra ilaina: - Pâtes gasy- Filet ...
04/05/2025

Ela ela izay isika tsy nisy recette ka ndao indray ary hahandro e.
LASOPY TAMATAVE 🍜🍜
Zavatra ilaina:
- Pâtes gasy
- Filet de bœuf 🥩🥩
- Boulette de poulet 🍗🍗
- Vantan
- Coriandre
- Tongolo gasy/maintso
- Sira, Menaka, Bouillon, salady 🥗.

Fandrahoana:
- Tetehina tsara ny tongolo gasy, maintso sy ny sakamalao.
- Andrahoina ny henomby ary tetehina rehefa vita.
- Afangaro aminy ny sira, ny tongolo gasy sy ny sakamalao ary endasina amin'ny Menaka izay henomby izay.
- Endasina ihany koa ny boulette de poulet.
- Manaova œuf dur ary zarao efatra izany.
- Ataovy anaty baolina ny salady, ny pâte gasy, ny Vantan 🥟, ny henomby, ny boulette, ny tongolo maintso.
- Manaova bouillon ( afaka mampiasa taolana ary afaka mampiasa ireny bouillon efa vita ireny).

✳ Afaka manampy crevettes, soja, henankisoa ihany koa arakarak'izay fomba na akora tinao hanaovanao ny lasopy tamatavinao.

Mazotoa homana ary o!!
Aza adino manao 👍 sy miabonner ny page Tsara Kaly Fianarantsoa
(Sary indrana)

Misy arrivage Fromage isika ato an🧀🧀.Prix: 3200 Ar/1Afaka manao livraison. Alefaso ary ny commande o!!
28/04/2025

Misy arrivage Fromage isika ato an🧀🧀.
Prix: 3200 Ar/1
Afaka manao livraison.
Alefaso ary ny commande o!!

Address

Fianarantsoa
261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Kaly Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share