Pâtisserie Lydia

Pâtisserie Lydia Mandray commande karazana pâtisserie rehetra, amin'ny sarany mirary!

🥰🥰🥰 St Valentin 🥰🥰🥰 Pâtisserie Lydia  ☎️ 034 18 038 71
14/02/2023

🥰🥰🥰 St Valentin 🥰🥰🥰

Pâtisserie Lydia ☎️ 034 18 038 71

Mankasitraka hatrany .Mandray commande hatrany izahay ato Pâtisserie Lydia IHOSY!Contact 034 18 038 71
14/02/2023

Mankasitraka hatrany .

Mandray commande hatrany izahay ato Pâtisserie Lydia IHOSY!

Contact 034 18 038 71

We truly appreciate your trust in us😇Thank you!
09/08/2022

We truly appreciate your trust in us😇
Thank you!

Ankasitrahana hatrany isika  anay! Eny fa na dia any ivelany aza 😇Mirary soa ihany koa ho an'ny tonga fety! 🎉Mitohy hatr...
07/08/2022

Ankasitrahana hatrany isika anay! Eny fa na dia any ivelany aza 😇

Mirary soa ihany koa ho an'ny tonga fety! 🎉

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ny andavanandro!
☎ 034 18 038 71

🍕Pizza Matsiro🍕 Aleo asina pizza kely handinihana ity vidim_piainana miakatra ity e 😁Tsy miova ny vidin'ny pizza ato ami...
03/08/2022

🍕Pizza Matsiro🍕

Aleo asina pizza kely handinihana ity vidim_piainana miakatra ity e 😁

Tsy miova ny vidin'ny pizza ato amitsika na dia miakatra ary ny carburant an 😂

😍Faly mizara ny asa vita😍Mankasitraka hatrany  anay!Mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ny andavanandro. ☎034  ...
03/08/2022

😍Faly mizara ny asa vita😍

Mankasitraka hatrany anay!
Mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ny andavanandro.

☎034 18 038 71

🎊Miarahaba sy mirary soa manokana ny tonga fety anio.🎊Mitohy hatrany ny fandraisana commande.☎034 18 038 71
27/06/2022

🎊Miarahaba sy mirary soa manokana ny tonga fety anio.🎊

Mitohy hatrany ny fandraisana commande.
☎034 18 038 71

🎊Arahabaina tratry ny asaramanitra eh🎊Mankasitraka hatrany .😇Mitohy ny fandraisana commande ho an'ny andavanandro.☎034 1...
26/06/2022

🎊Arahabaina tratry ny asaramanitra eh🎊

Mankasitraka hatrany .😇

Mitohy ny fandraisana commande ho an'ny andavanandro.
☎034 18 038 71

🎂Ny anio🎂☉Eto dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika eto Ihosy nanome fitokisana anay. Mankasitraka hatrany 😇☉Arahabaina ma...
19/06/2022

🎂Ny anio🎂

☉Eto dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika eto Ihosy nanome fitokisana anay.
Mankasitraka hatrany 😇

☉Arahabaina manokana ireo nahazo fahasoavana t@'ity andro anio ity: 1 ère communion, anniversaire...🎉🎊

☉Tsy hadino ianareo Ray, izay manamarika indrindra ity anio ity. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo sahaninareo! 🌟

🎊Bonne fête à tous les Papas!🎊

Mizara ny asa vita ❤️❤️
14/06/2022

Mizara ny asa vita ❤️❤️

Miarahaba hoani Reny rehetra amin'izao fankalazana ny fetin'ny Reny izao izahay ato amin'ny patisserie lydia ary ho ela ...
29/05/2022

Miarahaba hoani Reny rehetra amin'izao fankalazana ny fetin'ny Reny izao izahay ato amin'ny patisserie lydia ary ho ela velona anie ny Reny rehetra

26/05/2022

Ho antsika eto ihosy sy ny manodidina androany ny farany fandraisana commande fetin'i reny ka sao dia tara ianao fa vovona izahay hanome fahafaham.po anareo .misaotra mialoha

Address

Ihosy

Telephone

+261341803871

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pâtisserie Lydia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category