Kaly Rapide

Kaly Rapide Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaly Rapide, Food stall, Mahajanga.

13/09/2023
Tsy ELA Dia hiditra ndray n'y mpianatra.Anisan'ny mila fotoana betsaka n'y fikarakarana n'y sakafo maraina indrindra moa...
01/09/2023

Tsy ELA Dia hiditra ndray n'y mpianatra.
Anisan'ny mila fotoana betsaka n'y fikarakarana n'y sakafo maraina indrindra moa Ilay mbola hanenjika lera.
Fika Mahomby Sady vetivety Dia vita n'y crêpe
Zavatra ilaina
- farine 300 g
- 250 ML
-125 ML d'huile
-3 oeufs
-1 cuillère à café levure chimique
-80 g de sucre
-parfum de votre choix
Arotsaka n'y siramamy+ atody Dia kapohana avy eo arotsaka n'y farine s'y levure Ary mamarana azy n'y ronono
Rehefa mifangaro atao mandranoka tsara Dia afanaina n'y lapoaly asiana menaka kely Dia arotsaka tsikelikely Ilay fangaro nikarakarana Téo
Zay Dia vitæ
Mazotoa ary

Fa rehefa ririnina otran'izao oa Dia satry foana hisakafo Sady manome hery no manome hafanana.Lasopy tongotr'omby no nde...
16/06/2023

Fa rehefa ririnina otran'izao oa Dia satry foana hisakafo Sady manome hery no manome hafanana.
Lasopy tongotr'omby no ndeha Ary hokarakaraintsika
Zavatra ilaina:
👉 Tongotr'omby mazava ho azy
👉 légumes ( carottes,céleri,voatavo)
👉sakamalao izay fatra Tiana s'y zaka
👉Maitsomaitso( kotomila s'y tongolo ravina
👉Voasary makirana
Fomba fikarakarana azy
Arotsaka ao anaty vilany n'y tongotr'omby efa madio s'y voatetika asiana sira s'y sakamalao Dia avela hangotraka ao
Rehefa somary malemy Dia arotsaka n'y légume efa avy notetehina Dia avela halemy tsara.
Raha manana cocotte minute moa vao mainka tsara Sady tsy lany fotoana ELA.
Rehefa masaka Dia atao anaty vilia asiana n'y Maitsomaitso efa voatetika madinika Dia Voasary makirana.
Zay Ary fa mazotoa daholo

Andramo ka izahao fa tsara bé le tsaky crevette.Ataovy dieny izao ny commandeLivraison rahampitso
02/06/2023

Andramo ka izahao fa tsara bé le tsaky crevette.
Ataovy dieny izao ny commande
Livraison rahampitso

Tsy Mila miandry volan'ny CNAPS vao misotro ronono eRonono velona azo antokaLivraison gratuite ho an'izay eto Mahajanga ...
13/04/2023

Tsy Mila miandry volan'ny CNAPS vao misotro ronono e
Ronono velona azo antoka
Livraison gratuite ho an'izay eto Mahajanga sy ny manodidina.

Mitohy hatrany ny fanaovana livraison yaourt maison ho antsika eto Mahajanga.Aza misalasala Ary Mandefa n'y commande-nao...
13/04/2023

Mitohy hatrany ny fanaovana livraison yaourt maison ho antsika eto Mahajanga.
Aza misalasala Ary Mandefa n'y commande-nao fa aterinay any an-trano.

Fantatrao ve fa ny yaourt Dia anisan'ny sakafo bé otrik'aina Manamafy ny taolanaMisoroka ny homamiadana sy ny olan'ny ts...
12/04/2023

Fantatrao ve fa ny yaourt Dia anisan'ny sakafo bé otrik'aina
Manamafy ny taolana
Misoroka ny homamiadana sy ny olan'ny tsinay
Mety bé ihany koa ho an'ireo izay manaraka régime satria misoroka ny tavy amin'ny kibo.
Aza misalasala ary manjifa ny yaourt fy izay vokarinay ato Kaly Rapide.
Disponible en pot en verre 150 ML et
Pot plastique 100 ML
Gratuit ny livraison ho an'izay maka +50 pièces.
Afaka miara miasa ho an'izay mbola hivarotra ihany koa izahay.

Address

Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:30
Tuesday 08:00 - 12:30
Wednesday 08:00 - 12:30
Thursday 08:00 - 12:30
Friday 08:00 - 12:30
Saturday 08:00 - 12:30
Sunday 08:00 - 12:30

Telephone

+261320348895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly Rapide posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kaly Rapide:

Share

Category