08/08/2026
Ny fahatoniana dia mitondra fiadanana iny no antsoina hoe PARADISA✨
Ny korontana dia mitondra Tsy filaminana sy korontana Io Ilay hoe AFO BE🔥
-Anjaran-tsika no misafidy hoe hamorona PARADISA sa hiaritra anaty AFO BE?
Mila ezaka anefa izany rehetra izany!
Ka raha vonona ianao dia ndao🙏
https://www.facebook.com/profile.php?id=100083258865023